
Débat TV entre Monja Roindefo et Fetison Andrianirina
Voici le débat télévisé dans sa version audio qui opposait hier soir Fetison Rakoto Andrianirina de la mouvance Ravalomanana et Monja Roindefo de la mouvance Rajoelina. (Crédit : Bmbti)
Clip audio : Le lecteur Adobe Flash (version 9 ou plus) est nécessaire pour la lecture de ce clip audio. Téléchargez la dernière version ici. Vous devez aussi avoir JavaScript activé dans votre navigateur.
Redaction









Dinininho kely ity réflexion ity!!!!
NIONGANA I RAJOELINA
Tsara ny analyse n’i JENTLISA fa izahay koa ary mba manontany tena hoe:
– maninona i « lapin » no tsy miteny intsony depuis vendredi avy nandefa taratasy t@Zafy fa ho avy ny alahady ????
– i Roidesfou no misolo tena azy mamaly fa tsy ho avy « ry zareo »!
– le même Roidesfou no mitranga @zay toerana public sy émissions mety ahafahany mi-justifier an’ny position ny namany nefa izy censé être chef n’ireo!
Diniho kely izay situation izay dia ampio @ soi-disant informations omena antsika:
– lasa any Nosy Be hono izy niaraka @garde du corps roa (je rigole raha marina izany!), d’habitude, il a tellement peur de se faire tuer que même en ville, à Tana , il circule avec au moins 10 véhicules bourrés d’hommes armés jusqu’au dents( normal pour un lapin! s’il ne peut plus croquer des carottes, il est mal, à moins qu’il ne se les mette dans le cul mais ceci est une autre histoire …)
– l’hypothèse la plus plausible qui expliquerait ce déplacement incognito est qu’il est en train de prendre du bon temps, hors de vue de sa bourgeoise coincée du cul, avec une petite qui va lui faire vibrer les poils de carottes.
Mais, je n’y crois pas!!!
Raisonnablement, je pense qu’en revenant de Maputo I, il s’est tellement fait engueuler par son PAPA: le Général RAMAROSON, son amant: le Roidesfou, ses bouffons: Organès qui n’a jamais pu pénétrer la profondeur intelectuelle de sa collègue Christine RAZANAMAHASOA qui pue tellement du cul que c’en est inhumain, même pour un Organès; je parle de l’intelect, bien sûr, vous m’avez bien compris!
Et enfin, il ne faut pas oublier la trouille des « commandants Laurel et Hardy » qui s’il les lâche risquent fort de rééditer les exploits du FRS « Zimbo » version 2009.
Conclusion, je pense que ou il se planque volontairement (dans une ambassade par exemple !!!pour protéger ses petites fesses fragiles .) ou alors on lui a « gentiment » intimé l’ordre de fermer sa petite gueule de tarlouze en attendant que les grandes personnes se mettent d’accord entre elles.
Hypothèse encore plus solide quand on voit comment le Gal Rasolomahandry a été accueuilli à Ivato par les éléments du RFI pour le protéger des deux rigolos.
Ceci n’est que le fruit de mon imagination débordante mais basé sur des faits (surtout concernant Christine et son Organès) alors, à bon entendeur, Salut!!!
Tsy maintsy mandresy ny vahoaka Malagasy, intelligent kokoa noho ny foza sy ny « Andrian-dray andriandreny » Alain Andriamiseza, Mr Bean Rajemison Rakotomaharo, le bâtard Jacques Sylla dont ni la France ni Madagascar n’est fier, en tant que juriste éminent, il va falloir bientôt qu’il choisisse de devenir apatride (il sait ce que ça veut dire s’il n’a pas acheté ses diplômes ou s’il ne les usurpe pas sans même les avoir jamais obtenu comme « Andrian-dray andriandreny » et prétendre enseigner le droit à Ankatso ).
Ah, j’ai failli oublier Roi DE FOU, le noble qui ne peut appeller MR Rakoto ANDRIANIRINA par son nom car dans son village natal, il n’y a que lui que l’on peut appeller par son nom, vu qu’il en est le SAIGNEUR.
Je recommence donc MASINA NY TANINDRAZANAY MALAGASY fa ianareo ireo kosa MANTSINA.
Misaotra tompoko
(Alerter)
O ry nadia a sao de tsy ampy lehilahy ary enao fa otrany tsssss ho tapaka lalandrivotra enao ny farany
(Alerter)
angaha?
(Alerter)
resy be ilay roindefo!
tsy ampy ny fahaizany mihoatra @ fetison rakoto andrianirina
(Alerter)
tsy aiko na kobonareo fa ra roidefou onon anie tokony tsy afaka bac akory fa nitondrany lery guird sy lefona tao ny jury. rumeur io alo fa tsy aiko an………… fa otrany marina iany le iz an !!!
tena « ane égaré » ledala
(Alerter)
RA AZONY JOHARY RAVOJA NO NITIFITRA BASY AN’I FETISON TEO DIA NATAONY FA ZANY HOE HITAN’NY GASIKARA RAY VOHITRA SATRIA MENATRA IZY FA TSY MAHAVITA AZY LE LAZAINY FA PRAIMINISTRA NY AHAHAHAHA
(Alerter)
Johary Ravoajanahary a, ianao mihitsy no nilaza fa hanao ny asanareo tena matihanina amin’izay. Dia ireny ve no atao hoe matihanina? Tsia, fiborosiana ny kiraron’i Roindefo ireny amiko
(Alerter)
Ny dictature nataon dra 8 de t@ mpanao politika mpangalatra rehetra toan ndry voninahitsy ; pety ; ireo fanetriben ‘ny firenena eh fa tsy t@ vahoaka noentiny izay nomeny fotodrafitrasa maro sy qualite nomeny kit scolaire dabilio sns …. ary efa saika voafehiny ny vidim piainana ANKEHITRINY ANEFA notohana ndry NADIA ny mpanongampanjakana izay tantanan’ny FRANTSAY hitondra azy any @ tombotsoany de lasa TSY VOASAZY AKORY IREO TRATRA NANGALATRA NA DAI NY MINISITRA SY NY FITSARANA ARY NY FOLOALINDAHY aza no nahatratra azy nangalatra AVERENO NY DICTATEURANAY fa iny no mba miaro ny vahoaka ka sahy MANAGADRA NY FANETRIBEN’NY FIRENENA fa ankehitriny ireo olona tsara sitrapo ndray no gadraina fa ireo mpangalatra sy mpandroba reo jerena fotsiny MBA DINIHO NY TANTARAN’NY FAMILLE RAMAROSON vo miteny MAMPALAHELO MAHAMENATRA NY TOETSAIN’NY GASY SASANY MORA AMBAKAINA LOATRA DE ZAO NO HIAFARANY
(Alerter)
Chapeau Mr Fetison.
Monja, c’est le genre « parler beaucoup pour ne rien dire ». Tsy misy azo raisina izay nolazainy, tsy gaga aho raha 0,…% t@ fifidianana.
Fa mitandrema ihany Mr Fetison fa hitady moyen hi-éliminer-na anao indray ireo satria adversaire de taille ianao sady le personnage qui dérange.
(Alerter)
mba azo réctifierna kely ve ilay audio fa tena izahay te hihaino nefa mikasoaka be, azafady
(Alerter)
vôn-javatra ahoana Radanz ? hi hi hi
(Alerter)
enao koa ry Feolray tssss efa hoe BAROA !
zà manao mihitsy hoe tokony conannnn le barbare sy tarzan no pm sy pézidà innn no hain’ireny
f’ireto miseho azy dadany nefa tsy alehany akory. eo dia mody tsy tadidiny ny zavatra nataony
dia izy ihany ange de miapanga ny tenany e!
jereo ireny omaly ireny place publique dé raofina fotsiny ny olona taiza no mbola nisy fanjakana nanao an’izany teto?
(Alerter)
Pour joindre ceux qui ont eté avant moi : merci bcp Mr Fetison car vous ne nous avez decu pas par votre prestation!
Et vous auriez pu aussi etre plus agressif, en
1- en rappelant à cet usurpateur
+ l’evenement du 26 janvier 2009: incendie, vol, pillages des entreprises, sans qu’une suite a eté donnée jusqu’à maintenant
+ la descente en enfer de l’economie malagasy: industrie touristique à l’eau, pillage de nos aires protegés, operation d’observation et prevention de l’invasion des criquets/sauterelles dans le sud de l’ile surtout
+ leur promesse d’ivrogne au peuple malagasy: riz à 500ar, huile alimentaire à 2500ar le litre, etc …
+ la motivation de TGV, vu sa double nationalité malagasy-frantsay: les faits ont montré qu’il a travaillé pour les interets francais pas ceux des malagasy
+ que ce n’etait pas une mouvement populaire mais un coup d’etat
2- democratie: en lui demandant si la mouvance Ravalomanana demande ses sympathisants à aller à Ambohitsorohitra pour saisir ce palais, ceux qu’ils ont fait le 7 fevrier 2009
(Alerter)
Za aloha mahita fa na niangarana aza i roi des fous de – 20 ny note ny e!Ambany daholo na fahaizana , na fahalalam-pomba na fitiavan-tanindrazana
Milaza ho demokraty nefa ny kian,jan’Ambohijatovo sy ny référendum aza nolavina Misy farany io ry leiry fa io volabe angoninareo io tsy hamonjy ny ainareo sy ny tarnakareo fa ranomasom-bahoaka
Ary mba rahoviana ny an »i Lala RATSIRAHONANA c/ Désiré RANDRIANARIVELO?
Tsy sahy amin’izany ireo fa teo aza efa afa-baraka Demokrasia a! demokrasuia Koa raha tsy vava Fotsiny izy ity.
(Alerter)
Izao « article 44″ izao foana no hirahiran’ilery!!! lasa mampihomehy, efa tsy mampalahelo intsony!!!
Dia na efa tsy asiana resaka Ravalomanana intsony aza dia mbola mampiditra resaka Ravalomanana foana!!!
Ny tena mahatsikaiky dia ilay hoe : « aleo averina amin’izay ny demokrasia ». Tsy ampy saina ve dia miteniteny foana sa mihevitra ny hafa ho adala?
Dia eo dia tsy menatra akory milaza hoe tsy ekena ny fanakorontanana, nefa anisan’ny mpanakorontana tamin’ireny andro ireny.
Asa na fisehosehoana hoe be ati-doha ve sa hadalana satria ny APE dia hamotika asa satria hampiditra produits subventionnés eto Madagasikara, ary ny AGOA hamorona asa amin’ny fanaganana orin’asa mpanondrana entana any ivelany.
Dia novelomina indray ilay constitution nolazaina fa maty tery amin’ny 13 Mai ary nosoloina ny Charte de la Transition!!!
MAMOHEHATRA!!!
Ny tena mampalahelo dia matoa mbola tafapetraka eo ny olona tahaka an’ireny dia satria tsy manan-tsaina no izy angamba no betsaka.
(Alerter)
Il (rouille-ndefo) a tout simplement montré son incapacité à être un véritable homme politique.
Néanmoins, on a aussi bien remarqué chez le rouille-ndefo le discours d’un dictateur qui monte en puissance …. le genre comme quoi le peuple lui a confié une mission … et que les manifestations des opposants sont violentes et qu’il faut les mater … lamentable et ridicule en effet.
(Alerter)
Qu’aviez vous retenu? nous avons retenu l’absence de fond dans le discours de Monja, sa méconnaissance de la Charte de Maputo, masqué par une redoutable mauvaise foi, le tout agrémenté par des histoires d’Oeufs et de Poules …..Débat organisé par TVM en cette journée mondiale de la Démocratie, Monja ayant exposé sa perception de la Démocratie par le retour aux arrestations, l’interdiction d’aller à la »place de la Démocratie », le muselage des médias et surtout, une menace à peine voilée en disant: » nous restaurerons l’ordre par tous les moyens… et les moyens on les a…!! Dans sa brillante démonstration économique, les points A, B, D….il doit être le seul à être convaincu qu’il y a aucune menace de récession économique (si elle n’est pas déjà bien entamé) à Mada.
(Alerter)
Ilay Johary voanjavatra io koa toa tena foza be mihintsy koa,sa, mila toerana tsara tsara
(Alerter)
ary ahoana ilay hoe : izaho ( JOHARY io ) aloha dia miantso azy hoe PM ahahahahah ,
tena tsy mandainga le 4×4 be azon’io JOHARY io ,
hadinon’i FETISON koa no nanotany an’i JOHARY hoe : fa maninona i ZAFY no tsy omenareo antenne ????
(Alerter)
efa nanimpy teny an io izy raha nilaza ilay dondrona hoe « averina ny democratie », dia namaly Atoa Fetison hoe « izao aho izay vao mba nahazo fanasana ho eto @ TVM na i Atoa Zafy Albert nodiana tsy novaliana »…zava javatra otran izany : tsindri paingotra madinika izay tena tsy zanakan ny lohan ilay « PM de consensus »
(Alerter)
Dia tsy menatra ireto fanjakan’ny mpapihorohoro ireto miantsaravelatsihy mody manome sarintsarina debat de hoe demokratia hono. Nefa ny tay maimbo be antsalaka efa tsy zakan’ny roi des fous fa tsy mahapetraka amin’ny toerany fa mihetsiketsika be foana. Ny famonoana sy famoretana ary fisamborana mitohy ihany.
misaina amin’ny fitombenana sy ny malotony ireo. Tsy maintsy midaboka ireo fa tsy mbola nisy olomavandy tahaka ireo mipetraka ela fa hataon’ny vahoka misafotaka ireo
(Alerter)
Tena mipoa-tsatroka an’Ingahy Fetison Andrianirina, efa tsikaritra ihany io niveau QI avobe ananany io t@’ilay débat télévisé niarahany t@’ingahy Andriamiseza teo @’ny plateau ny MATV…. Ny fanontanina mila valiny maika de hoe tena à l’envers ve sa à revers le veston entiny.
(Alerter)
Raha tadidiko tsara moa asa raha novakianao ny art 44 charte de Maputo, voalaza ihany koa ao @ art 44 Constitution : Vendran’olona nama ty roi des fou hita mintsy fa roi des fous izy ndray no mba migeste hoe ty korontana b atao ty tsy afaka miresaka @ ol mpanakorontana nefa izy no tsy hay intsony zay lazain azy espèce de Monja conard
(Alerter)
ny tena mahatsikaiky @ ilay omaly koa dia ity
le fijerin’nilay vongan-dinty eo ampovoany io ohatran’ny milaza hoe: OADRAY TSY NAMPOIZIKO OHATRA’IZAO NY ANDONDRANAN’ITY MARINA ! ha! ha! ha!
(Alerter)
raha iza ialah ry tintin tonga dia mipitsika fa maty ialah raha tratran’ny olona eo sady tsy aleo manamafy an’i mialy fianana nilay iny teo izao tafidi-bingo anaovy fialan’ny jiosy letie ny alahelom-bahoaka rehetra mitontona any @ ialah, torohevitra no homeko an’ialah mody hoe mivoka mankany ivelany dia any de tsy hita.Mbola mamerina sy manao antso havo any bianco efa tokony mijerijery ny fananan’ FAT fa tena manasola be ireo . ry benja izao efa matavy be dia zarany aza nosolona . amafiso ny 13 mai maiantso ny vahoaka rehetra mba ho tonga eny @ 13 mai tsy maintsy vizan eo ireo miaramila ireo ny farany. apetrao lety ny basy raha tena favy ialahisany mistilina ery rehefa mitangina 4×4 dia @ izay ilay basy atodika any @ ny olona tsy rarahanay tsy vanona ialahisany .Rehefa miverina ny ara-dalàna dia asaiko mitana angady daholo ialahisany sady mandany volam-bahoka no mana be tay fotsiny
(Alerter)
Malahelo koa tena tsss,
sao dia mafaitra loatra le vali-teninao hi hi hi
(Alerter)
Pauvre Monja !!! Tu me fais pitié !!!! Tu t’enfonces, tu t’enfonces… c’est hallucinant.
Tu te mens à toi-même… Tu nies l’évidence ! tssssssss…
C’est triste, bien triste d’assister à une telle décadence !
(Alerter)
« Mbola tsy mapihorin-koditra anay aloha izay miseho @ izao fotoana » : Tsy raharahainay izay manjo anareo ry Malagasy fa mbola mandeha joli ny anay aloha izao. Dia eto isika mianakavy izany miandry azy hihori-koditra e. Izany no mba mpitondra. Tsara alefa eny @ zaza maditra eny Anjanamasina, mila rééducation. Tsiratsirainy avokoa isika mianakavy e, tsy lehibe tsy kely, tsy antitra tsy tanora, tsy lahy tsy vavy. Dia hoy ry TSOTSA hoe : izy no eo aloha izao dia avelao izy no hitondra, dia hanao toy azy koa ianao sy ny taranakao rehetra izany. Soa fa tsy maro an’isa ianareo manana fisainana toy izany.
Tandremo izany fa tsy misy mahazo mievina eo raha tsy mari-koditra i ndefo a, dia raha tsy mirizatry ny kohaka ihany koa ralapinou e e e e e e e e e.
(Alerter)
tena hita fa misolelaka i joary bemaso ratsy tsy misy adversera ny fetison mbola tsy teraka maninona raha i tintin indray no asaina miakatra eo @ tvm tsy ho ela dia hidaraboka io fitondrana nangalarina io o ry bianco arao maso tsara daholo ireo fa tsy misy anaiky eo ho avy ny fanadiadina anireo manakarena tampoka ireo ny tsosa toka ny monja tao ampasampito aza vao teo @ PM izy vao nandoa
(Alerter)
Tsara ny nanaovan’ ny TVM an’iny debat iny fa nahitana tsara ny Capacité-n’ny soi disant PM.
Tena i Fetison no tsara atao PM de consensus fa tsy arak’ilay nosoratan’ireo « Journaliste » -n’ny TVM en bas d’ecran t@ iny fa i Monja no PM de consensus.
Misy facultés be dia be tsy ampy mihitsy @ i Monja raha hipetraka ho PM !!
Conseil à TGV : tsara raha soloina ny PM !!
(Alerter)
Président HAT reconnu par les foza only
(Alerter)
ndryyy zao sisa no riposte e :
Nous nous excusons auprès de nos fidèles lecteurs d’avoir décidé de ne pas rapporter le déroulement des débats qui ont opposés, hier soir sur Tvm, Monja Roindefo à Fetison Andrianirina.
En effet, nous refusons catégoriquement à ce que l’une des parties, en l’occurrence Fetison Andrianirina, se comporte comme un étranger et a déclaré que « Madagascar n’a aucune autorité qui la dirige actuellement ; que Monja Roindefo n’est pas un Premier ministre ». Plus grave encore, cet individu a carrément osé haranguer « ny prezidànareo » ou « votre Président » à l’endroit de Andry Rajoelina qui, pourtant, est le Président de la Haute autorité de la Transition reconnu, comme tel, tant par la majorité des Malgaches que par les Nations unies. En tout cas, Fetison Andrianirina fut hier en train de diviser les Malgaches en deux. En tout cas, nous réitérons ici que nous refusons, de plus fort, de jouer à ce jeu dangereux.
Rolly Mercia
source: la verite
Mamangy @ fahoriana
(Alerter)
Depuis QUAND TGV a une reconnaissance aupres des NATIONS UNIES ????
Depuis Quand ??????????????????
(Alerter)
ka efa tsy hita intsony izay lazaina fa afa baraka loatra omaly
(Alerter)
Et dire qu ‘il existe des malgaches prêts à gober de telles inepties …
(Alerter)
Rally Mercio angamba no tokony ho izy!!! merci atsy, merci ary!!! merci mama!!!
(Alerter)
Est-il possible de voir les images de ce débat quelque part ?
(Alerter)
miaiky a! tena miaiky a re olona a! marina raha mba nahita fianarana io ingahy Monja Roindefo io! tena tsy misy zavatra sensé na dia kely monja aza havoakan’ny vava!afa baraka marina!
(Alerter)
Efa niteny zaho hoe tel père tel fils angah nianatra i Monja jaona fa tsy nanao bondongerona fotsiny fony izy nifaninana t@ Ratsiraka t@ 1982 IRENY ?
(Alerter)
Fantatry Malahelo angaha i Monja Jaona?
(Alerter)
Anontanio ny dadabenao fa t@androny Monjajaona mbola nitady mâle ny reninao hamoronana anao
(Alerter)
POUR TOUS CE UQ QUI DISENT QUE L’ACCORD DE MAPUTO C’EST L’AFFAIRE DES UA, SADC, ECT…..
Juste une question, l’accord de Maputo a été signé par les malgaches et uniquement les malgaches, le GIC se positionnent en tant que simple garant de cet accord, donc je ne comprend pas quand les fans du roi des con (monja foza io) disent qu’il faut trouver une solution entre malgaches. J’admet qu’il y avait des foza parmi les negociateurs mais ce sont des foza orana malagasy fa tsy afrikana akory.
(Alerter)
Tokony tsy AGOA iany no notenenin’i Fetison fa ny financements rehetra : Projets de développement : FRDA, PROSPERER, PSDR, AD2M, ACCORD, FID, PNUD, sy ny investissements rehetra : Infrastructure routières, barrages, écoles, hopitaux, sy ny sisa tsy voatanisa toy ny appui au budget de fonctionnement sy ny échanges régionnaux : SADC, COMESA…..
(Alerter)
Sadika zany fikambanan’ny Mpitondra mpanao risoriso tsy ilaina efa vita Tantaran’ny Be ronono
(Alerter)
dia aleo v libianina ?
(Alerter)
ie, marina ny an’i Nadia, ary tena voalanjalanjany tsara mihitsy io zavatra lazainy io!!! Ary dia hamafisina fa tia tanindrazana izy. Vita mihitsy ny amin’ny Be ronono, ary ny tsy ny Be ronono ihany fa ny mpamokatra malagasy rehetra.
Ny APE, miampy ny fisokafan’ny sisin-tany rehetra ho afa-kaba nanomboka tamin’ny martsa 2009 teo mantsy dia hilaza tsotra fotsiny hoe hitobaka any amin’ny firenena madinika amin’izay ny « surproductions » avy any ivelany, ary izany rehetra izany dia « produits subventionnés » avokoa. Tsy hisy « productions locales » afaka hifanina @ vidin’ireo entana avy any ivelany rehetra ireo mihitsy mantsy!!!
Efa be ny ohatra : ny trondro any Sénégal, dia tsy maharesy mihitsy ny vidin’ny trondro avy any Frantsa… maty daholo ny mpanjono rehetra tao Dakar!!!
ny vidin’ny akoho any Nigéria dia tsy mahatohitra mihitsy ny vidin’ny « carcasses de poulets » vokarina marque française malaza be izay (inona clair moa izy izay?)!! maty tsikelikely ny PME avicoles rehetra…
ny any Zambie, ny ronono dia monopole italien, na mivoatra aza ilay filière, tena mitsipoziposy satria avy any europe daholo ny zavatra rehetra…
Tena marina mihitsy io lazain’i Nadia io fa vita ny tantaran’ny Be ronono… fa tsy ny azy irery!!!
(Alerter)
Fa inona ny sadiky sa SADC no tiany Nadia tenenina?
Mampmé vandimbazaha tsy mahay miteny au moyen un seul mots vazaha
(Alerter)
hoatra ataonareo Manimbazimba anay iotsy hainao dikan’izany ?anontanio Betsimisaraka
(Alerter)
asian’ny Namany iMalahelo hi hi hi Tambany ony anareo Malahelo ozy namanao
(Alerter)
Ino hoy izy ny betsimisaraky fa mahandiandiana ny miresaky @ olo FOKA
(Alerter)
tsy moramora n miresaka amin’ny olona ambany Q.I otr’reny! naka ohatra faran’izay tsotra Atoa Fetison raha niteny an’iny AGOA iny! iny aza ahiko tsy niditra tao an-dohany akory!maika ve fa iresaka mikasika ny Financements sasany? tsss ny azy ny financement hiditra any am-paosiny ihany no hainy fa ianao nga ahoana!
(Alerter)
Bravo Mr Fetison , vous avez sauvés tous les soldats Ryan .
La victoire est proche .
Une victoire n’est jamais ridicule quand les vainqueurs respectent les vaincus .
(Alerter)
Mitovy tamin’ ny nataon’i Rinah Rakotomanga t@ Lalatiana Ravololomanana ny nataon’i Ingahy Monja Roindefo . Tsy afaka miteny ny olona fa tsaingotsaingoana
(Alerter)
EFA VOKY TAY ANGAHA I ROI DES FOUS KA MANAO : « rrrrrrrrrrrrrrrrrrrr » FOANA REHEFA MITENY ! BE « GESTE » IO FA TSY MISAINA MIHITSY ! TSY MAHAGAGA RAHA 1% NO NAZONY TAMIN’NY FIFIDIANANA LASA ! hhihihihihihihihihihi! « rrrrrrrrrrrrrrr » ranotay !
(Alerter)
Zany anie mampifikitra any Roi de fou io fa fantany fa miandry azy ny 1% ka aleony mifikitra izy mba zarany mba efa ny PM na dia tsy ho filoha
(Alerter)
izay no tena marina! ny destination efa assuré avy eo raha toa ka tsy tafa,miandry lafrantsa
(Alerter)
Fetison: Inona ny taloha, ny atody sa ny akoho???
Roi des fous: Ts hita izay mahasamy hafa ny atody, na ilay reny akoho iray na ilay iray no nanome azy, d atody io no fantantro?
(Alerter)
i Frere ve nanopa ahy?tsy mino aho,
(Alerter)
Ny zavatra hitranga manaraka dia homaro ireto MIARAMILA gasy MANOHANA ny HAT ireto no hofatifaty foana JEREO TSARA <ny fandehany FA VAO tonga omaly ny GENERALE RASOLOMAHANDRY nilaza ireny fahadisoana nataon ny MIARAMILA GASY ireny , TSY NATAOTAO fotsiny ireny FA NISY DIRECTIVE avy any @ UA mikasika ireny ary ny MIARAMILA GASY No hiantefan izany , MANOLONA INY dia mamoaka io FANAMBARANA MIARAMILA LYBIEN io indray ny HAT tarihin i ANDRY RAJOELINA mba HITAZOMANA IRETO MIARAMILA TSY MAHALALA NA INONA NA INONA mikasika ny RELATION INTERNATIONALE,
MARIHINA MANTSY fa raha nanaiky FIARAHA MIASA T@ HAT ny libianina dia t@ ANDRY RAJOELINA nihaona t@ KADHAFY ireny dia efa tokony NANAO RECONNAISSANCE izay mbola tsy azon ny HAT hatramin izao na aiza na aiza i KADHAFY
KA noho DIA MAMPITANDRINA ireto miaramila TSY MANDINIKA sy MAMAKAFAKA ireto FA PIEGE LEHIBE hoanareo io INTOX MILITAIRE libien HOAVY hiara hiasa aminareo
tadiavin i ANDRY RAJOELINA HIARO AZY hatramin ny FARANY IANAREO
TADIDIO KOA fa MISY NY ATAO HOE DROIT INTERNATIONNAL ary ny UA efa nilaza fa HANOME SANCTION PERSONNEL de la HAT raha mbola miziriziry @ HEVINY IRETO FARANY
NY CONDAMNATION du Gouvernement de ROINDEFO a été UNANIME; SADC , UA , UE , ;;;;;;;;; aoka hotadidiantsika foana io
ary i KADHAFY dia président de L UA @ izao ny UA anefa nanao condamnation FOANA ary mitady ny APPLICATION accord MAPUTO
(Alerter)
No an’i Nadia marina fa miaro an’ity FAT ity enao kanefa mba ento am-pisainana ihany fa tsy manao valimboraingina toy izay ataonao foana. Mahagaga fa tsy manana analyse mihitsy ianareo fa raha tsy manao be mokon-doha dia manao valin-teny bontolo be fotsiny. Ary porofo ireny nataon’i praiministrareo ireny. Mahamenatra !!!
(Alerter)
hevitra Bontolo hoy ianao Tompoko! tsy maninona fa mba haona ny Fahitana Herisetra ataonareo io? za dia miombonkevitra ntanteraka amin’io Namako ambony io fa tsy ekeko ny fampiarana ny Maputo ,satria Aferan’ny Malagasy izany ka tsy tokony hotereny izana na iza avy any Ivelany
(Alerter)
aiza ry Nadia no misy herisetra? sa miaramila no tianao tenenina? tsy azoko kely fa mba hazavao hoe i »" ni « » no manao herisetra!!!
(Alerter)
fa inona io fanimbana zavatra sy baomba hataonareo io?
(Alerter)
Fa manana porofo ve ianareo hitondrana fa tena ny avy aty @ mouvance 3 hafa no mahatonga an’ity herisetra ity? Sao dia adinonao fa toy io mihitsy anie no nataonareo tamin’ireny tolona ireny e, ary « pire » noho izao aza, ka mahatonga alaim-panahy hiteny fa sao dia coup avy any aminareo ihany io mba ialana @ ilay fihaonana entre les 4 movances satria tsy izay moa ilay condition napetrakareo?
(Alerter)
TA-KI & NAD-BO !!!!
(Alerter)
aza manao fiteny tsy fantatra ry Kintana fa mandreraka
(Alerter)
Ndeha miverina antsekoly mianatra abreviation ry Nadia tena sipa nul
(Alerter)
TA-KI & NAD-BO
veut dire ry Nadia
TA:tainisy
KI:Kindindreniny
NAD Nadia
BO Bokonisy
(Alerter)
fa la frantsa ihany no afaka manery aminao?
(Alerter)
Samy misy ny mahamarina ny hevitra naroso teo daholo, ary misy ihany ny natao ampieritreritra, ny lesona azo tsoahina dia tsy ny hoe tokony i Rakoto na Randria no hitondra fa izay tendren’ny vahoaka malagasy, amiko raha Maputo noresahina amiko dia tsy ekeko satria resaka Malagasy ilay izy ary aoka isika samy Malagasy no ahita ny vahaolana, tohizana ny fitondrana misy amin’izao na misy manaiky na tsy misy manaiky mba ahafahana manao ny fifidianana filoham-pirenena vaovao, ity raharaha ity ange raha ohatra ka ady hevitra foana no atao dia tsy hivoaka ami’nizao olana izao i Madagasikara, ka hoy aho hoe ekeo aloha izao eo ahafahana mizotra milamina, ny anajarany kosa dia mamerina milamina ny fiainam-pirenena ary aok kosa tsy hisy ny olona izay manakorontana fotsiny, ny toerana misy ny mpanao politika ange mora azo fa tsy maharitra ary ny fialana eo no haingana fa ny fiverenanan no sarotra. Ka anjarantsika tsirairay no mihevitra sy manampy ireo mpitondra amion’ny filaminana fa tysy herisetra.
(Alerter)
Ka ny anao maninona ra omena ny mpangalatra koa ny tranonao sy ny vadinao dia ekena io fa raha hiady hevitra eo dia ho lany andro eo!!!!
Rehefa tsy manana argumentations sy ethique dia izany sisa no azo ambara. Pathétiques mihitsy itony TGvody itony kà.
Izao no atao hoe institutionnalisation des voleurs et des bandits d’Etat et il faut accepter cela?
Mahavariana ilay fisainana.
(Alerter)
Ary mbola MITONDRA hoy Monja le fou. Tena ohatran’ny olona tsy nianatra mihitsy i Monja. MAMPIFOHA AN’I MONJA RAINY FA MAHAMENATRA OLONA.
(Alerter)
Ndao atao hoe mitombona daholo ny voalazan’ i Fetison.Ny tsy azo lavina kosa anefa dia ry Monja no eo @ fitondrana @ izao fotoana izao.Izay ilazana izany tsy maninona.Ireny ny heviny sy ny valinteniny.Fantantsika ny fomba nahatongavany teo @ io fitondrana io.Ka rehefa tsy d’accord @ izay lazainy ianao dia tsy maintsy t@ fomba nagalany an’ilay fitondrana ihany no anesorana azy teo.Tandremo anefa tsy vitan’ny taimbava sy balapilesy fotsiny izay acte izay.
(Alerter)
Désolé Mr ou Mme tsotsa ou peu importe comment dois-je vous appelé? vos raisonnements sont très superficielles et surtout avide de réflexion et reflètent la mentalité basse de ce que nous, les légalistes, appellons communément « Les FOZA ORANA ». Vous raisonnez exactement comme les membres de la HAT. Et c’est pas du tout étonnant Qui se ressemble s’assemble !
Nous, les légalistes, on est honnête : on ne veut pas de putchiste. J’aime bien l’attitude que Mr Fetison a montré devant la scène. Un p’tit mot pour le Mr qui se dit le premier ministre de la consensus : vous n’êtes pas à la hauteur! pfff
Même les FOZA ORANA ont bien vu que vous faites tout simplement la tête dur! MAHAMENATRA
(Alerter)
Isika izany lany andro mifamaly eto.Fa ny zavatra tokony atao aloha amin’izao fotoana izao ialana amin’ny crise dia tsy maintsy manaraka antsakany sy andavany ny charte de valeur tany MAPUTO II.C’est la seule solution pour remédier cette crise.
Rehefa avy eo dia havaozina ny constitution satria tsy mifanaraka amin’ny firenentsika ny ankabeazany.
Amboarina ny lalàna mifehy ny parti politique.Tokony partis politiques anankiroa ihany no misy eto M/car.Ohatra hoe REPUBLICAIN sy DEMOCRATE amin’izay mba mihena ny olona miady seza.
Noho isika REPUBLIQUE-DEMOCRATIQUE MALAGASY no nahatonga ahy hiteny izany.
Atao police sy gendarme ihany sisa ny force eto M/car toy ny any japon
Raha tanteraka ireo voalazako ireo dia inoako marimarina fa hanroso ity firenena malalantsika ity
HO ELA VELONA MADAGASIKARA MALALANTSIKA
(Alerter)
tsy manakambara mitsy e, tsy misy mitsy, tsy mahagaga: tsy ampy intelligence ke Roidèfou.
manao bodongerona sisa no azo atao refa tsy ampy morse.
il fait pitié.
praiminisitra ono izy, mitovy ami TGVODY, appeler moi praiminisitra, légale ono izy, efa ataon’ny fitiavana pouvoir mitapy, ha ha ha
Mahereza nareo ry foza retra a, zay lou tsy mila e.
(Alerter)
aza mba manao olona Vody zany ry Piso fa tsy mety a!
(Alerter)
TA – KI & NAD-BO !!!!!
(Alerter)
Tel père tel fils mba tadidinareo moa ny rainy Monjajaona izy nifanindrana t@ Ratsiraka t3 fotoanandrony 1982 bondogero fotsiny ,tsy misy intelligence , le manao lohan tandroy zao tsy vandy
(Alerter)
antandroy fa lavitsy Vezo mitovy aby raha reo,minafonafokyi aby
(Alerter)
Tsy mitovy gny Tandroy sy vezo ny Tandroy faly TRAKAFY vezo mihina TRAKAFY
MampMé ANAO RY Nadia na mpianatsy @ EPP mahay ny mampiavaky ny Tandroy sy ny vezo sa tsy nianatsy fitenimparitsy?
Manontany any ROi de FOU lafa tsy hainao mampiavaky azy
Sady t@ 1982 t@ Monjajaona nanao politika mbo ni mineur na ny mamanao na ny dadanao ka afodio vava lafa tsy mahay histoir
espece de TRAKAFY
(Alerter)
tsy mazava aminao va ,mifankalavitsy va raha reo?
(Alerter)
mifankalavitsy matoa gny Tandroy tsy mihina TRAKAFY GNY VEZO TSY MIHINA trakafy
HITA FA TENA MANAO LOHANTRAKAFY ANAO ZAY VOLAGNY AMINAO TSY METY AZONAO
lavage de cerveau? iha miseho mahay izao rehetra zao na mampiavaky ny Tandroy sy Vezo tsy hainao
(Alerter)
mifankalavitsy matoa gny Tandroy tsy mihina TRAKAFY GNY VEZO TSY MIHINA trakafy
HITA FA TENA MANAO LOHANTRAKAFY ANAO ZAY VOLAGNY AMINAO TSY METY AZONAO
lavage de cerveau? iha miseho mahay izao rehetra zao na mampiavaky ny Tandroy sy Vezo tsy hainao
pauvre pu
(Alerter)
ny ratsy ihany no be tebaka,
ireny ange zao dia tsy mihevitra azy hoe dondrona mihitsy, dia ahoana no fomba fiarahana miasa miaraka @ olona ohatr’ireny?
lazaina fa tsy nianatra ny Filoha Ra8 fa ity zany innn no ilazana azy?
(Alerter)
Tsy hatao mahagaga raha dia nontaingenan’ingahy Fetison i mabôto Roindefo ; ahoana koa moa no ahafahan’izay olona tsy mahaloa hofan-trano handresy lahatra ? mino aho fa amin’ny manaraka dia tsy hisy intsony ny mivantana toy ireny fa tena mampiseho ny havendran’ny Tagora Gora Vondraka tokoa.
Manomboka mioty ny nafafin’ity fitondrana feno herisetra tsy eken’ny eran-tany moa izao ny malagasy, ary atsy ho atsy dia tsy handady intsony fa hivarina any ambany rangolahy ny maro noho ny tsy fisian’ny asa, ny fandriampahalemana, ny fitotongan’ny sandam-bola : rehefa Draba toy izao ny olona manana fahefana ampiana miaramila vendrana indrindra aty Afrika dia tena malahelo ny ho avinao aho ry Fireneko !
(Alerter)
Ny Tgvistes ngé ts mahatakatra an’ireny reetra ireny e! TENA MAHAMENATRA MIITSY NY MIADY HEVITRA AMINY, ts fantany miitsy zay lazainy no sady ts mahalala afa-tsy couleur vonimbosary na d’efa ita oe efa ts zany tsony zao. IO BASY N’NY FIS SY NY COL RICHARD IO FÖNA NGE NO IZESTIAVANY SY TS ELANY EO E!, aza matahotra fa efa hitsangana ny tena TETEZAMITA TENA IZY E!!!! HIADY MAFY @ZAY ISIKA RY 3 MOUVANCES FA FEHEZO TSARA NY FEHIKIBO!!!!!!
(Alerter)
Juste une remarque rigolote pour alléger un peu le débat : qu’est-ce qu’il roule les « R » le Roindefo quand il parle en malgache, exactement comme Rajoelina. Je connais des gens qui habitent la France depuis 50 ans et qui ne roulent pas les « R » ainsi… »efa vazaha e ! tsy mahay teny gaCHy instsony.
Côté sérieux : Roindefo doit encore faire un peu de chemin avant que l’on puisse le considérer comme un homme politique sérieux ! ses propos sont un peu vides. Quand au journaliste, il a aussi du chemin à faire. Un bon journaliste ne prend pas parti et laisse ses états d’âme ailleurs.
(Alerter)
Pas un mot, pas un geste déplacé, un sang-froid et une dignité à toute épreuve ! Chapeau bas Monsieur Fetison Rakoto Andrianirina ! Il n’est pas facile de débattre avec une nullité comme le roi des fous, vous auriez pu vous énervez, mais vous avez balayé avec vos lourds arguments les mensonges flagrantes et la mauvaise foi de votre adversaire et cela avec panache et respect. En plus vous avez de l’humour ! Bravo ! Cela a remonté le moral de notre troupe !
Merci aussi à TVM et RNM, même si le journaliste a manifesté publiquement sa sympathie pour le « premier ministre de consensus » (entre foza on se soutient), merci car tout Madagascar a pu entendre un autre son de cloche que celui des FATY et faire maintenant la part de mensonge et de vérité dans cette crise.
J’espère que le roi des fouzas réfléchira à deux fois avant d’accepter un autre débat.
Quant à Monsieur Fetison Rakoto Andrianirina, après le KO de môssieu Monja sur TVM, le déculotté de môssieu Augustin Andriamananoro sur MaTV, la remise en place de madame Onitina Realy sur TVPlus, on attend avec impatience son prochain débat avec… radomelina en personne ????… enfin si ce petit a le cran de sortir de la jupe de sa maman ce qui est encore une autre histoire
(Alerter)
Le journaliste avait un Magnum44 braqué sur ses c…… ????
(Alerter)
Misaotra an’Mr Fetison fa politicien mendrika izy. Mendrika ny omena ny andraikitra sahaza azy izy. Mahitsy tsara ny raisonnement-ny ary hita tanteraka fa ara-drariny sy ara-dalàna ny mouvements izay ataon’ny vahoaka sy ny mouvance telo amin’izao.
i Monja kosa nampalahelo ary mahamenatra raha toy ireny no mpitondra antsika. Ny argument tsy misy, ny raisonnement mivilana ary ny teny ambara feno contradiction.
Ilay mpanao gazety indray nisolelaka sy nitongilana. Tsy mahay nampifandanja ny temps de parole. Izany ve no hoe journaliste fav? Tokony alefa mianatra manao recyclage momba ny fomba fitantanana débat télévisé toy ireny.
Sa ahoana hoy nareo?
(Alerter)
Nefa i Rajoary ihany no nilaza hoe mampalahelo ny zavamisy raha nanao interview t@ TV5 izy raha nodorany TGVIste ny TVM very daholo hoy izy tantarany Mada raha tsy hilaza ny feony Philbert tsiranana sy ny vakona malagasy
(Alerter)
FA NAHOANA NO TSY NAVELA NAMARANA TENY I Atoa FETISON T@ LAY DEBAT OMALY ALINA?. MBOLA TSY FAY IHANY IANAREO TVAM RNM IO AN!!!
(Alerter)
M; Johary Ravao dia hita fa tena olona matahotra ny tompony ka tsy maintsy manao izay mahafaly azy. Tena olona mitapi-maso zay tsy nahita iny fitongilanana maro iny. Ny hita koa dia toa izy indray no mampivilivily ny adihevitra amin’ny fanontaniana tsisy fotony. Tena verin’i Onitiana Realy lavitra izy. Tokony ho tadidiny koa fa ny mpanongampanjakana teny amin’ny 13 mai no nandoro ny TVM SY RNM; pacifique ve Roindefo. Tokony mbola hadihadian’ny Procureur amizao koa ilay nitondra barre a mine teny amin’ny ministeran’ny Polisy. ORGANNNNNNNNNNNNNN EIS E
(Alerter)
Milles Bravos Mr Fetison.Vous êtes vraiment un homme digne!Une personalité!Quelqu’un de très posé!Merci beaucoup.
(Alerter)
Roi de fou e! roi de fou … isika no tena fou raha tsisy action atao fa mi bla blafotsiny eto izy anefa mi-se comporter comme un roi entre temps. Aiza ny Mahasaky rehetra… misaotra an’i Mr Fetison dia miakara koa ny hafa fa homontsanintsika ireo. ary asaina babeny ny vitany fa zakany matoa nataony.
(Alerter)
hé nadia !! afodio am zay vavagnao fa mantsitay !
(Alerter)
Mantsignino Rama gny vavany ?
(Alerter)
za lou tena mankasitrak n i Fetson maly e!!
na in na in lazain’izay mbola tia an-dry RAJOELINA dia tokony hiova amzay fa tsy olona ss raison ôtrireny no iharahana !
(Alerter)
hay tokony tato zà no niteny !
le rangah ampovoany koa @ izany dia tsy manafina ny talentany mihitsy, izao kosa moa vao mba dg izy koaaahhh, hainy tsara le milelaka ha! ha! ha!
(Alerter)
TouTou et la Voix de son maître !
(Alerter)
Ka sao miongana eo kosa izy koa ahoana no tsy hisolelaka; mahatsiravina mihintsy ny mijery azy
(Alerter)
Izany no tena BARBEAU miresaka !!! MAHAMENATRA !!!
DIA HOE PRAIMINISTRA HONO ! MPITONDRA FANJAKANA HONO !!
FITONDRAM-PANJAKANA INONA ALOHA NO TIANY AMBARA ?? ARY AVY AIZA ??
TSY MISY FITONDRAMPANJAKANA ETO ! TOY NY TSY FISIAN’NY TAFIKA ! TOY NY TSY FISIAN’NY MPITANDRO FILAMAINANA !
ARY TSY OLONA TOY IRENY MIHINTSY KOA NO ATAO HOE MPITONDRA FANJAKANA : TSY AMPY SAINA ! TSY AMPY FANDINIHINA ARY TSY MISY HENATRA
FA TSY MISY HAFA TSY NY ARTICLE 44 ANGAHA AO ANATIN’NY « CHARTE DE MAPUTO »?? IN-EFATRA NO NAVOAKAN’INGAHY ROINDEFO IO, NATAONY REFERENCE NEFA TOA TENA MIVILANA DAHOLO NY FANDRAISANY NY VOTOATI-KEVITRA VOALAZA AO.
TENA FANAOVANA TSINONTSINONA NY MALAGASY NY FILAZANY FOTSINY HOE FAHEFANA AVY AMIN’NY VAHOAKA !! – VAHOAKA IZA ?? ARY TAMIN’NY ALALAN’NY INONA ??
SARITSARIM-PITONDRAMPANJAKANA TOHANAM-BASY SY TAFONDRO ARY FAMPIHOROHOROANA NO TADIAVINY AMPANEKENA NY FIANANKAVIAMBE IRAISAMPIRENENA FA MISY MARINA NY « EFFECTIVITE DU POUVOIR » ETO MADAGASIKARA !!!
KOA HO ANTSIKA VAHOAKA MALAGASY, RARINY VE IZANY??
AOKA TSY HITAZA-POTSINY TOY NY FANAONTSIKA HATRAMIN’IZAY !!
TSY MAINTSY TOHIZANA NY FANOHERANA IZAO FITONDRAN-JIOLAHY IZAO MANERANA NY NOSY.
NY RAY AMAN-DRENY BE ZAFY ALBERT MOA EFA MIHEZAKA NY MANAO FANAZANA NY TENA MISY MARINA ETO, KA AOKA RE SAMY HANDRAY ANDRAIKITRA FA VERY NY FIRENENA E
HOMBA ANTSIKA MANDRAKARIVA ANIE ANDRIAMANITRA
MASINA NY TANINDRAZANA !!!!!
(Alerter)
NAZAVA TSARA IRENY DEBAT IRENY. RAHA OLONA MANAM-PAHENDRENA DIA MAHATAKATRA TSARA IZAY VOALAZAN’NY MR FETISON NA DIA TSY AMPY LOATRA AZA NY FOTOANA NITENENANY.
TSY MENDRIKA ANAO INTSONY MONJA IO TOERANA IO FA MIALA TEO AMIN’IZAY.TSY MIKENDRY NY HANASOA NY VAHOAKA FA NY HAMENO PAOSY.
AZA FAHANAN-DALITRA NY VAHOAKA .
TANTERAHO AU BOUT DES DOIGTS NY SATA NOSONIAVINA TANY MAPUTO RAHA TSY TIANAO NY HISIAN’NY KORONTANA ETO AMIN’NY FIRENENA.
AHOANA MOA NO ILAZANAO FA MANDIKA VILANA NY OLONA AMIN’ZAY ZAVATRA VOALAZA TAO ANATIN’NY CHARTE DE VALEUR?
TSY MENDRIKA ANAO IO TOERANA IO .REHEFA NAHAZO 2 MILLIARDS DIA MBA MIALA MORAMORA .
(Alerter)
za koa dia afa po tanteraka : ampy ho an iny Ramose iny sy ny journaliste alony zay pour un petit bout de temps ! Zay vao azoko hoe maninona no tsy sahy manasa ny opposition ny TVM, satria ny olona en face tsy mahazaka débat !!!
(Alerter)
Zany no alehany rehefa milingilingy @ zavatra tsy hay, ireny ve no comportement n’ny olona te ho premier ministre???miteniteny foana, sady tsy maharesy lahatra dia mitady hanao bontolo, ilay johary ravoajanahary @ io tsy nahateny mikasika ilay fangatahan’i manandafy hiditra @ tvm, misaotra an’i Fetison aloa fa tena niseho mihitsy ny maha roi des fou an’i zafitsimivalo, ha! ha! tsy misy inon’inona mandeha @ zay laoniny ny valiteniny fa ahodikodina lay resaka mba handany fotoana, izy @ io mihetsiketsika tsy tafapetraka fa toy ny misy tsilo ny vodiny sAdy sempotra fa lagy , misotro rano foana no sasatra sady @ zay ny documents ray taonina nefa tsy hita ihany zay fandresen-dahatra , @ zay dia tsy mba mahalala menatra, ny hany hasesisesika siasa dia ny hoe » MIALA TSINY @ MPANAKORONTANA FA TSY MAINTSY HANDRAY NY ANDRAIKITRAY IZAHAY » Tsy maintsy hisambotra ny leaders n’ny légalistes no tiany hiaviana @ io, ho hitantsika eo ny tohiny fa raha ireny kosa no homena hitantana ny firenena tsy azo ekena .
(Alerter)
mamonoa tegna anao koa tsy magneky ,io no mitondra anao izao
(Alerter)
IZAO NO LAZAIKO ANAO NADIA A.
NY SAINA NO MANDINIKA HO AN’NY OLONKENDRY. NY ADALA MITENITENY FOANA OHATRA ANAO IO.
MBA TENENO AMIKO HOE MBA INONA NO FANDRAISANAO IRENY RESAKA OMALY IRENY?
MILA OLONKENDRY SY MANDINIKA ITY FIRENENA ITY RAHA TIANA HANDROSO MADAGASIKARA
(Alerter)
NADIA< TY TENA FOTOPISAINANA FOZAORANA MITSY;
MBA MIVOATRA AMIZAY FA AMPY ZAY HADONDRENANA ZAY E
(Alerter)
ianareo Milaza fa ny Tzv no tsy tia Tanindrazana,ianareo no tena tsy tia Tanindrazana ,taiza teto @ Firenena no naitana Baomba sy Fifofona hain’olona tsy mitovy hevitra sy filazana olona ho Biby toy ny ataonareo io, Mba naita 91 aho fa tsy nanao anaran Biby t@ ireo Hery Velona fa Andriamatoa Ravalomanana ity mihintsy no nanova ny soa toavina Malagasy ka matonga ny Fihavanana Malagasy ho tsizarizary,ka noho izany ataovy matanjaka ny lamosinao fa tsy maintsy ho babenao izao zavatra ataonao izao
(Alerter)
misaotra anareo tetezamita fa tena misy tokoa ny Democratie,t@ fitondran’ny Ravalomanana tsy mba misy mpanohitra nahazo Tvm fa dia mankasitra anareo mpitondra ankehitriny tena nisy marina ny fiovana
(Alerter)
TA-KI & NAD-BO !!!!!!!!!!!!
(Alerter)
Kely saina inao ry Nadia,@ izay mitovy mihitsy ianao sy Roindefo,tsy manao afa tsy mitsaingotsaingoka,fa tsy dia misy apoaka loatra,mba mahita ny zavatra lazainao ihany aho matetika eto ,fa tsy misy azo raisina mihitsy,ianao ve no mba mpitondra teny ny TGV eto? Ny hany mba hideraiko anao fotsiny dia ny fijoroanao tanteraka fa manohana ny mpanongam-panjakana ianao ,tsy hotran’ny sasany masirasira ,tsy mafana tsy mangatsiaka,rano matimaty mankandoha.
(Alerter)
e! Kintana ano hono manopa ratsy ahy hoy IMalahelo?azavao ny zavatra tianao lazaina fa tsy mino aho ianao tokony hampianatra ahy hanopa ahy azafady Tompoko!
(Alerter)
Soa toavina Malagsy hoy ianao?
- Ny soatoavina malagasy tompokovavay tsy nisy niteny mihitsy hoe amidio @ vazaha ny tanindrazanao, (zavatra efa fanaonareoka tsy hitanareo izay maharatsy azy)
- ny soatoavinaMalagsy dia hajao ny olon-kendrysy ny ray amandreny. Ny senatera vehivavy aza novonoin’ny lehilahy milaza azy ho miaramila. Tsy mahagaga efa ny fomba fisainanareo mihitsy no efa voa
Izany no atao hoe soatoavin’ny FOZAORANA :
- mangalara sy mamitaha
- mamono ny reny sy ny rainao hahazoana ny dera sy ny laza.
Mahamenatra!!!!!!!!
(Alerter)
afaka mandefa porofo izany eto ve ianao Tompoko hoe novonoiny io Ramatoa io Azafady
(Alerter)
Mawola! anare jiaby manao angaredona za Vehivay kely ity
(Alerter)
Aza gaga isika fa ny VALI F. A.T manaraka dia atao izay hisamborana sy ampiarana habibiana amin’Atoa Fetison A, tsy misy afa tsy izay ihany no fahaizamanao ambon’ireto toutou à son france-france ireto…
(Alerter)
Zaho koa dia manahy mafy fa izay no hiseho, dia anjarantsika sisa no mieritreritra fa raha ireny vavany ireny dia tsy hahamenatra azy mihintsy ny hisambotra na hamono an’i fetison, olona jiolahy!!!
(Alerter)
Quelque soit votre position sur la situation politique actuelle , il est évident que Monja Roindefo a été bien croqué par Fetison.
Débat à suivre…..MERCI TVM
(Alerter)
Deraina manokana Andriamatoa Rakoto A.Fetison satria dia mipetrapetraka tsara daholo ny zvt nolazainy miaraka @ fanohanana, tsy oahtran’ny an’ilay PM sandoka , tena tsy azony mihitsy ilay sata ny fandinihako azy e! article 44 zao foana no averimberina nefa tsy hitako ze hifandraisany @ le débat omaly!
(Alerter)
tsy mba misy olo manjary miaraka @ Ravalo,i Fetison no mba momba azy
(Alerter)
IANAO KARA OLO LEFAKA
(Alerter)
TA-KI & NAD-BO !!!!!!!!!!!!!
(Alerter)
Seuls les fous ne se rendent pas compte de leurs imbécilités et leurs maladies!!!! N’est-ce pas roi des fous et sa condisciple Nadia!!!!!!!
(Alerter)
Le mr qui proclame être un 1er ministre n’a rien à dire que des mensonges et des betises.
Heureusement, Mr Fetison était là pour eclaircir tout, et avec sang froid
MERCI BCP MR FETISON
A vous monja roindefo, va rentrer chez vous à tuléar car les gens commence à être affamé
VIVE FETISON
(Alerter)
Sahirana mihitsy aho omaly alina satria tsy nanan-katoa hafa tsy ny amboletra sy mametraka hevitra botonlo. Izaho moa dia irony karazan’olona tsy misoka-tsaina fa dia manao mazan-doha sy mpizirizry irony na dia voaporofo aza fa diso tanteraka ny hevitro sy ny fomba fijeriko.
Nanampy trotraka koa ilay olona teo naoloako moa dia tsy nanaiky ny hitondra ny ady hevitra hirefarefa amin’ny tany tahaka izay nataoko. Taritiny avo dia avo ny ady hevitra ka vao maika aho nikorotana be ihany ny saiko. Nihezaka ihany aho hanafina izany saingy dia hita teny amin’ny hozatry ny endriko mikaikaikona tsy mijona.
Misaotra ny mpikarakara tamin’ny fanaovana izay rehetra azon’izy ireo mba tsy hanano-sarotra loatra aho (ohatra: fametrahana lamban-databatra « vonimboasary », famelàna olona hanatitra taratasy eny amiko rehefa lany bala aho, …) . Ny mpanentana aloha aho namampy ahy araka izay azony nataony tamin’ny fitongilanana miraika makaty amiko namela hipetsopetsona araka izay fotoana tiako. Izaho moa no namomboka ny fitenana ary dia mbola izao ihany koa navelany namely fantsy farany arak izay fahaizako azy.
(Alerter)
Misôtra e! tena kôpy @ le havendranako za priaminisitra, tsisy nininina azoko atao nanoloana an’i Atoa Fetison de ireny hitanareo t à TVM ireny ny vokany
(Alerter)
TSY MISY ZAVATRA HENO SY FANTATRA FA DIA INONA LOATRA NO MBA HAIN TSIKA TEKNISIANA MALAGASY E????
ATAO TV TAPATAPAKA.
ATAO RADIO: HIALANA TSINY NOHO NY LAFINY ARA TEKNIKA.
ATAO INTERNET RAHA TSY BLOQUE FA MIKATSO DIA IZAO INDRAY, SA TENA LAFO BE NY MICRO SY NY SONORISATION E?????
ZAVATRA TSY SAROTRA ANIE E!!!! dia mahavariana an!
(Alerter)
itony lay olona manambany Malagasy ,Mazava tsara io ny Ordinao angamba no Mahafinin
(Alerter)
TA-KI & NAD-BO !!!!!
(Alerter)
taiza no tapatapaka ??? possible ihany aloha zany raha ny fihetsik’Atoa Johary Ravoja iny e ! Aiza koa tsy mba navela niteny farany akory i Atoa Fetison : fa maninn ? Misy atahorana ? Tara loatra ! Efa henonay daholo ny tianay heno. Mazava izy zao
(Alerter)
Ny tena nampiomehy ahy dia nalefa foana ilay soratra eo ambany hoe Premier ministre de consensus, ianareo angaha tsy nahamarika. mampalahelo ireny Mr Johary Ravoja a! Mafy izany mitazona toerana izany. Ny farany moa dia tsy navela niteny Mr Fetison ary na izy aza nihomehy be sady nandray tanana. Merci Mr Fetison
(Alerter)
Ingahy Johary koa anie, dia toy an’ireo Dj ireo e ! » Homme de la nuit » koa izy.
(Alerter)
Soa fa fair play i Fetison sady tsy naka lagy : hiady @ adala tokoa va re ???
(Alerter)
Félicitations, Monsieur Fetison, avec vos analyses, vos commentaires, et surtout vos contre-offensives!
Monsieur MONJA Roi(des)Fous, oserez-vous encore affirmer et faire croire aux gens sensés, raisonnables et surtout avides de liberté, qu’ils vont gober tous les mensonges et les soi-disantes démocraties que vous prônez à travers vos paroles? …
Croyez-vous encore que les gens sont dupes de vos prétendues convictions de faire avancer Madagascar?…
Monsieur MONJA Roi(des)Fous, – vous méritez bien votre surnom de Roi(des)Fous (qui sied d’ailleurs à merveille avec votre caractère) -, ne soyez pas aussi bête car à vous voir, on voit très bien que:
1- vous n’avez même pas l’étioffe d’un PM avec vos analyses et vos convictions qui sont aussi subjectives que superficielles,
2- à entendre vos réponses, on voit très bien que vous tenez beaucoup plus à votre « siège » qu’au bien-être de la population: sinon, pourquoi refuser , ou du moins, reporter toujours les propositions de tout le monde « de s’asseoir autour d’une table et de discuter »?
3- vous êtes beaucoup plus une personne (je dis bien une personne et non une personnalité) beaucoup plus avide d’argent et de pouvoir que de fibre patriotique.
On dit toujours que gouverner c’est prévoir, mais pour vous « GOUVERNER C’EST VOLER ET FAIRE SOUFFRIR LE PEUPLE.
Alors, de grâce, ne dite plus des imbécilités pareilles lors des différents débats car tout le monde saura que vous avez une cervelle de moineau. (J’aurai préféré au moins dire une cervelle de poisson, car au moins, les poissons ouvrent la bouche sans proférer des âneries et des inepties!).
D’ACCORD, Monsieur MONJA Roi(des)Fous?
(Alerter)
Tena clap clap b kosa alony ilay contre offensive an ! Fanina tanteraka, nandraingirainga Andriamatoa « Premier Ministre de consensus »
(Alerter)
http://www.villalesfleurs.com/monamipierrot/topic/index.html
(Alerter)
Je ne peux rien écouter, dès que je clique ça plante tout !
(Alerter)
ndryyy zao sisa no riposte e :
Nous nous excusons auprès de nos fidèles lecteurs d’avoir décidé de ne pas rapporter le déroulement des débats qui ont opposés, hier soir sur Tvm, Monja Roindefo à Fetison Andrianirina.
En effet, nous refusons catégoriquement à ce que l’une des parties, en l’occurrence Fetison Andrianirina, se comporte comme un étranger et a déclaré que « Madagascar n’a aucune autorité qui la dirige actuellement ; que Monja Roindefo n’est pas un Premier ministre ». Plus grave encore, cet individu a carrément osé haranguer « ny prezidànareo » ou « votre Président » à l’endroit de Andry Rajoelina qui, pourtant, est le Président de la Haute autorité de la Transition reconnu, comme tel, tant par la majorité des Malgaches que par les Nations unies. En tout cas, Fetison Andrianirina fut hier en train de diviser les Malgaches en deux. En tout cas, nous réitérons ici que nous refusons, de plus fort, de jouer à ce jeu dangereux.
Rolly Mercia
source: la verite
(Alerter)
Rolly Mercia !!!!
Fantatr’i Madagasikara iray vohitra ianao fa journaliste voa- »felaka ». Inona ny dikan’izany ho an’ireo izay tsy zatra? » Nomena vola dia lasa « la voix de son maître » ka ts’isy zavatra tenenina aminao afatsy ny ny baiko mahazatra hoe: » Couché!!!!!!!!!!! Rolly Mercia!!!!! »
(Alerter)
COMMENT CE PUTCHISTE OSE PARLER DE LA DEMOCRATIE.EST CE QU IL SAIT AU MOINS CE QUE CELA VEUT DIRE J’EN DOUTE.IL N’EST PAS DU TOUT CREDIBLE.
MERCI MR FETISON EN PLUS VOUS AVEZ DE L’HUMOUR.
MAIS IL FAUT SE MEFIER CAR IL PARAIT QU’ILS VONT TOUS METTRE EN PRISON LES LEADERS LEGALISTES.
MAHAMENATRA MAHAMENATRA MAHAMENATRA MAHAMENATRA.
(Alerter)