Débat Maputo II : Quelle personnalité politique pensez-vous la plus apte et la plus consensuelle pour présider la nouvelle transition ?
24 août 2009Commentaires
84 Commentaires : “Débat Maputo II : Quelle personnalité politique pensez-vous la plus apte et la plus consensuelle pour présider la nouvelle transition ?”Vos photos, news, éditos
- Envoyez-nous directement vos photos, news, éditos par mail à topmada@gmail.com
-

TopMada sur Facebook
Vous pouvez aussi nous retrouver sur Facebook : soyez les premiers à rejoindre notre communauté
Opinions
- Na mihinana aza mbola ho noana! - 3/09 à 00:56
- Fifetsena paolitika, Escroquerie politique ! ESCRO – POL ! - 3/09 à 00:10
- Makà lesona ! video Rakotoamboa - 3/09 à 00:08
- Parler au nom du « vahoaka », à qui de droit ? - 2/09 à 23:26
- Voakarama hanendaka? sa hanakorontana? - 2/09 à 00:54
- Comme s’il suffisait d’un poste pour être politicien - 1/09 à 21:06
- Tsy ho ela ! dép Rodin Magro 01/09/2010 – vidéo - 1/09 à 16:02
- Rariny ve sa tsia ? video Magro 31/08/2010 - 1/09 à 15:31
- Mamy sy Fetison fa tsy Raharinaivo - 1/09 à 13:39
- Vonjeo ny taninay ! - 1/09 à 01:55
Discussions sur le Forum Libre
-
Mirary soa ny Barea na dia mafy aza ny ady atrehina
par paolison le 2 septembre 2010 le 22:14
-
Mety hivaha @zay angamba ny olana ara-politika fa ny olan'ny vahoaka @ zay angamba no tokony ho eritreretina
par paolison le 2 septembre 2010 le 22:06
-
Mikasa hametra-pialana i Rajoelina
par Fantsy le 2 septembre 2010 le 9:42
-
Vizana ny mpanara-dia an'i Dada raha izao no fandehany
par Fantsy le 2 septembre 2010 le 9:27
-
Mahavaha olana ve ny iray am iz 4 dahy
par paolison le 1 septembre 2010 le 16:34
Propositions au Carlton
Actualité
- Le Congrès US condamne fermement le pillage des forêts à Madagascar
- Débat : vos solutions pour sortir de l’impasse
- A vous la Parole: « Médiation n’est pas contrainte »
- Communiqué des organisations de la société civile (OSC)
- Communiqué de la mouvance Ravalomanana
- Madagascar : fil infos du 15/10
- Madagascar : accord caduque et non consensuel
- Visa ho an’ny Fahasamihafana taona 2011
- Madagascar : Un décret qui empire la crise de la biodiversité !
- Communiqué GTT Internationnal
TOP des plus discutés
- None found
Commentaires récents
- Ri ri dans Le Congrès US condamne fermement le pillage des forêts à Madagascar
- elisa dans Le Congrès US condamne fermement le pillage des forêts à Madagascar
- KintanaMananDrambo dans Le Congrès US condamne fermement le pillage des forêts à Madagascar
- Ri ri dans Le Congrès US condamne fermement le pillage des forêts à Madagascar
- Mille kilo dit Babyfoot dans Le Congrès US condamne fermement le pillage des forêts à Madagascar
Afin d’éviter de trouver vos messages automatiquement dans la liste des commentaires en attente de modération, veuillez améliorer la lisibilité de vos posts et éviter au maximum de poster des liens ou de poster sous différents pseudonymes pour le même IP.
Merci.
Mots-clefs
émeutes
13 mai
Accord de Maputo
Ambassade de France
Andry Rajoelina
Antananarivo
Antsirabe
Armée
Bernard Kouchner
CAPSAT
CB
Communauté Internationale
coup d'état
Diaspora
Didier Ratsiraka
Etats-Unis
FFKM
Forces de l'ordre
France
Gendarmerie
Groupe International de Contact
GTT
HAT
HCC
La Réunion
Madagascar
Mahamasina
Manandafy Rakotonirina
Maputo
Maputo 2
Marc Ravalomanana
MFM
Monja Roindefo
Niels Marquardt
Ny Hasina Andriamanjato
ONU
pillages
Roland Ratsiraka
SADC
Samedi Rouge
Société civile
Tananarive
TIM-Europe
Tourisme
Union Africaine
Archives
TopMada
TopMada.com tient à rappeler que le site n’appartient à AUCUN parti politique. Que vous soyez simples citoyens, représentants de l’opposition ou du parti de la majorité, vous pouvez nous envoyer vos news, photos, témoignages par mail à topmada@gmail.com.
Rappel : les commentaires ainsi que les articles « A Vous la Parole » n’engagent en aucun cas le point de vue de TopMada.
Relater la vérité par les faits ne signifie pas être partisan.
Rappel : les commentaires ainsi que les articles « A Vous la Parole » n’engagent en aucun cas le point de vue de TopMada.
Relater la vérité par les faits ne signifie pas être partisan.









Ny inspiration an’ny vahoaka malagasy dia mba tsy hisy intsony ny fidinana an-dalambe sy ny korontana raha haka fahefana fa mba tena demokrasia marina;
Raha tsy izay dia ratsy ftotra sahady ilay 4ème Republique.
Mba hahatongavana @ izay anefa dia olona neutre fa tsy voasaringotra t@ krizy farany teto @ firenena no mitondra , donc surtout pas Mouvance RAJOELINA ny Mouvance Ravalomanana.
Ankoatr’izay , ireo erreur rehetra nataon’i Ravalomanana dia naverin’i Rajoelina tao anatin’ny 4vlana monja.
Nolazaina fa hapetraka ny demokrasia ary hofoanana ny gadra politika!
Navoaka tokoa ny gadra politika nefa GADRA POLITIKA FIRY NO NASOLO AZY INDRAY tao anatin’ny 4 volana monja!
Demokrasia ve ny terrorisme d’état ataon’ny tooton macoutes etsy sy eroa ka andrahonana izay tsy mitovy hevitra @ tena????
Ankoatr’izay ny lainga nafafy fa ho, mora ny vary ary ho 12 000 fmg ny menaka raha izy no eo???? Finalemnt hay varin’ny TIKO sy menaky TIKO ilay izy rehefa vaky bantsilana taty aoriana satria niady taimpiraka ny iray trano!!!!!!
Koa mba hampangarahara izay mety ho fifidianana ho avy dia ilaina raha olona manana traik’efa nefa ho neutre no hitndra ny transition!
Adihevitra hafa ny hoe aleo hilatsaka i Andry SY Ravalomanana mba hitsaran’ny vahooaka azy fa eto aloha dia he iza no olona azo antoka fa hitondra ka hiainga sur des bonnes bases ny Repoblika faha 4
Ireo critères ireo no mahatonga anay hiteny hoe aleo entin’ny mouvance Ratsiraka sy Zafy ny executif rehetra @ transition noho iret antony ireto:
-Zafy dia sur fa ho neutre ary tsy hlatsaka intsony
-Ratisraka dia sur fa tsy hilatsaka intsony ary ho neutre koa satria mbola olana misy eo amin’ny AREMA (Rajaonarivelo izay pressenti ho présidentiable sy Ratisriraka) ary izy dia tsy hanosika velively an’i PIERROT mihitsy
Iretsy mouvance roa hafa kosa dia tkony ho any @ organe consultatif sy législatif no hisy azy raha handray anjara @ transition izy;
Io no schéma tsara indrindra nefa moa raha tsy mety @ rehetra dia azo eritreretina ny anaran toa an-dry:
Pascal Rakotomavo
Razanamasy ( encore!)
Velompanahy Aristide
Pr Kapisy
Rajemison RAkotomaharo (asa raha ho consensuelle)
(Alerter)
Izao ihany ny mba hevitra aty amiko . Maninona moa raha omena an’i ANDRY rajoelina ny fitondrana (HAT) satria izy ny fototra nazahoantsika fahalalahana @ geja izay nahazo . Raha tena olona tsy matahotra inao Ravalo avelao izahay.Rehefa tonga ny fifidianana eo no mahita azy raha ohatra ka mbola tia ny vahoaka olona tia tena toy anao . Aho manokana ny tsy itiavako anio rangahy io dia ny fitiavantenany.Asa angamba ny mankatia azy dia ireo izay mba nahazo sombisombiny kely(1°/°).
Na dia izany aza misy ihany ny mba isarana azy toa ny fanaovana lalana ,kanefa amiko ireny ohatry ny fanakonana zavatra.Raha tena tia vahoaka izy tsy tokony ohatr’ireny ny vidiny produit à exporter eto amintsika
izy ihany veloma courage messieur Andry ianao no fanantenana . Aleo mba hamoky ny tanora fa tsy hamoky ny efa tady anandevo
(Alerter)
Je crois que Raymond Ranjeva servira mieux le pays en étant membre de la nouvelle Haute Cour constitutionnelle;
Ce serait totalement dans ses compétences
ET
Il offrirait moins de prise à la méchanceté de nos compatriotes!!!
(Alerter)
il pourrait certainement de l’intérieur apportes » une dose d’intelligence » ,
Mais dans la HAT , une structure PAR ESSENCE ILLEGALE , je ne vois pas trop de place pour un R.Ranjeva qui a une conception élevée du DROIT.
Dans une assemblée constituante : OUI .
Bien que cela pourrait vraiment géner , sinon « CONTRECARRER RATSIRAHONANA » , l’âme noire de cette HAT c’est lui , la CAPSAT étant le bras armé , peut être même suggérée par Ratsirahonana même …..
Des soldats longtemps ignorés par leur hiérarchie semble-t-il , donc manipulables à volonté et achetables…
(Alerter)
je précise pour MAHALEO
==R. Ranjeva dans une ahute cour constitutionnelle , OUI , mais PAS SOUS GOUVERNEMENT DE LA HAT .
Ce serait le compromettre inutilement.
A MIKAJy
manolon-tsina : mety ( si liberté de parole assurée , mais avec la HAT maintenant , il y aura déviance vers la manipulation)
(Alerter)
K’efa hoe mbola tsy teraka izany olona tsara hitondra an’i madagasikara izany ! eo nareo no raisina!!
(Alerter)
TGV ihany tsy mila an ze anti-dahy eo @io transition vaovao io ry manandafy au pouvoir pendant 1semaine de vita olona efa miandry andro ve no itantana ny firenena???NON
(Alerter)
Zafy no hitako fa mety mitondra an’io satria izy no tsy mitady seza fa mitady izay hampilamina ny firenena. Nanohana an’i Andry Rajoelina izy tamin’ny voalohany satria izay no hitany fa mety hampilamina ny miaramila izay hiaraha mahita fa mampieritreritra be ihany ny fiaingany. Transition mandritry ny 15 volana io ka nekeny ny hiafy raha izay no hampilamina. Nefa rehefa hitany fa miziriziry i Andry dia niova ny heviny. Mampiseho izany fa tsy soutien par fanatisme no nataony. Ny fihetsik’i Andry dia tsy misy maharaka intsony. Raha nanongana an dRavalomanana i Andry dia nilaza fa izay no hetahetan’ny vahoaka; nefa izao ny hetahatan’ny vahoaka dia filaminanana sy fanatsarana ny fiainany. Tsy amin’izany anefa ny hataony fa izay hahazoan’izy sy i Monja toerana. Dia ho avy ny embargo dia isika malagasy no mihinana ny tsy fihinana
(Alerter)
Raha olona vonona ny hanarina ny firenena zany i boy kely tsy tokony ohatry ireny no fihetsiny manimba fanana olona sy mamono olona ireny sns! koa naninona no tsy potehiny koa ny Viva sy Injet?
Ka amiko aloha dia raha ohatry ireny no hantenaina hitondra firenena dia mivary lavo tsika malagasy!
Ka amiko dia aleo mba olona fantatra fa tena tia tanindrazana no ilaina!
DIA NY ANGATAHIKO ALOHA DIA MANINONA RAHA TSY ASIANA KARAMA NY OLONA MITANTANA ITY TRANSISTION ITY DIA HITANTSIKA MIHARIHARY EO IZAY TENA TIA TANINDRAZANA E!
Ary mino aho fa betsaka no hiala pas @ io transisiton io! indrindra ireo mamba vola ireo!
(Alerter)
(Alerter)
za kou efa nieritreritra an’izany mitsy oé aleo zay no hitsaràna ny oul hitondra an’io transition io. neutre ou pas, aleo atao gratuitement lé izy dé ho hita eo zé tena tia tanindrazana. tsisy afaka mameno pôsy dé tsy miady ny tombotsoany fa tena hanao zé hampivaha ny olana. na farafaharatsiny tena ferana ny bugdet ampiasain’izay hitondra eo fa tena mampivonto orona mitsy ngé lé mihaina an-dry zareo miady seza e. ahgrrrr!
(Alerter)
Loabary andasy izy tia.
Andao aloha atao jery todika kely ny phrase repetitive an’ireo mpitondra é. Hoy ry zareo isaky ny miteny; « MILA OLONA TIA TANINDRAZANA HITONDRA NY TANY »
Toa lasa kobaka ambava handemena ny sain’ny Malagasy io phrase io satria asss na conscient ny fahoriana sy fijaliana baben’ny Malagasy @ izao fotoa izao izy ireo na tsia??? Sa ady seza toy ny mahazatra dia ny vahoka no atao akalana sy totoina. Mbola milolo lanitra ihany ianareo 4 dahy koa raha tena TIA TANINDRAZANA MARINA IANAREO , izay nanaovanareo fenihanana, nametrahanreo tanana teo ambony Baiboly izay boky masina indrindra dia aoka izay fa tena sempotra ny Malagasy. Tsy vitany sempotra fa very fanahy mbola velona koa raha ny hevitro dia tsotra:
Ny GIC no ni rpovoqué io fihaonana ao Maputo io, izany hoe; Resposable direct ny reussiten’io ry zareo koa Nahona moa raha ry zareo ny mifidy izay tokony ho Président ny HAT dia ry zareo no manara maso akaiky ny bon fonctionnement ny fanomanana fifidianana???
Ny hiafarani ity mantsy dia ho velona ny ho: Ay ve ry zalahy zatsy no ao é/ Sabotéo é sy ny sns sy sns.
La situation que nous vivons actuellement est plus que grave, à qui la faute et à qui de réparer le pot cassé??? Est-ce que les dirigeants de nos pays sont vraiment digne d’être meneur d’homme??Qui sont ces mecs là? Qu’est ce qu’ils veulent ?? Comment se tenir à l’avenir cad dans 15 mois??
L’heure est grave et Madagascar tombe dans le chaos pacifique, j’ose dire que l’avenir de nos enfants est incertain et pourtant on sait bien que NY TARANAKA NO HO AVINY FIRENENA.
iL FAUT UNE SOLUTION RADICALE ET RAPIDE.
TRANCHONS VITE POUR MIEUX REBONDIR, agissons nous activement mais sagement
Est ce que la personne qui doit gérer ce pays est déjà né?? C’est vraiment désolant et humiliant ce qui se passe à Maputo. Miharihary hoatrany vay akandrina fa Mpihatsaravelatsihy ireo mpitondra malagasy, tsy miheritreritra afa tsy ny hoan’ny tena , ka vonona ny hisotro ny aleoko maty mba ahazoana seza eny na dia Malagasy antapitrisa aza no efa mivovo mila vonjy. Mba akany amin’iza moa, ireo olomboavonjy efa lasa nikopa mouchoir.
(Alerter)
Tena mendrika an’i Manandafy io toerana io e! Efa antitra izy ary manana traikefa be dia be no sady tia tanindrazana ; tsy manaiky baikoin’ny frantsay . Izy no mamaly ny hetahetan’ny vahoaka Malagasy . rakotomavo izany olona Padesm .
(Alerter)
Manandafy Rakotonirina no tena tia tanindrazana, sady efa mba ela nitolomana ho an’ny firenena izy ka @’izao taonany maha Ray aman-dReny be azy izao dia mendrika azy no hitondra ny Transition, Manana traik’efa politika izy, ary tena democrate. Monja Roindefo no Premier Ministre, Zafy Albert na Ratsiraka PRN.
Rajoelina sy Ravalomanana aleo haka sisiny aloa, fa miditra an-tsehatra @’ny élection présidentielle
(Alerter)
Raha ireo anarana natolotry topmada dia i Atoa Rakotonirina Manandafy no hitako fa afaka mampihavana sy afaka hitantana ny tetezamita (15 volana).
Miombon-kevitra @ i Taratra aho @ fomba fijeriny ary indrindra ireo zavatra miandry ny firenena ao anatin’ny 15 volana.
Manolotra ihany koa anefa an’Atoa Rakoto Andrianirina Fetison na Rtoa Randriamandranto Ihanta na Andrianoelison José.
Atoa Ranjeva Raymond sy Atoa Velompanahy Aristide dia azo atao tsara ho mpanolon-tsaina
(Alerter)
Catigner ihny e!
(Alerter)
Manandafy est OK
(Alerter)
Qui est Raymond Ranjeva ?
Quelqu’un pourra peut-être m’accorder une réponse à cette question ?
Est-ce le ministre des Affaires étrangères de Ravalomanana ?
Pour moi c’est Manandafy le plus consensuel et meilleur rassembleur !
(Alerter)
N est il pas l ancien Ministre des Armees ?
(Alerter)
Raymond Ranjeva est un agrégé de droit public ( le premier agrégé de droit malgache ), ancien doyen de la faculté de droit de tana , amintenant fonctionnaire international (s’il est toujours en fonction),
L’ancien ministre des affaires étrangères de Ra8 (Marcel Ranjeva , jeneraly retraité angamba izao) est son frère .
(Alerter)
armées ou affaires étrangères ….
(Alerter)
Manandafy est un vieux routier , aguerri de la politique
Raymond Ranjeva est un excellent TECHNOCRATE en matière juridique (DROIT PUBLIC)
Il ne faut pas les mettre en parallèlle : on n’attend pas la même chose des deux personnages.
lorsque je parlais de R. Ranjeva , c’était uniquement comme CONSEILLER TECHNIQUE (et non politique ) OU PARTICIPANT ACTF , dans l »ASSEMBLEE CONSTITUANTE qui élaborera , en principe , une IV° République
(Alerter)
Ny ahy Augustin Andriamananoro e
(Alerter)
I Manandafy ve sisa no hazo azo hifikirana? firy taona izay i Manandafy nilatsaka ho fidiana fa hatramizao na mpiray ministra aza tsy azony?
ireno no antsoina hoe dinôzôro tsy tafafita, ny ahy izao dia i MAIHOL no hitako fa mety indrindra hitondra ito firenena ito.
Mody miseho hoe mpivavaka nareo sy hoe kristiana nefa jereo ny toetra hasehonareo.
(Alerter)
RAZILY § TSY ADINONAY MANDARKIZAY ? vive RAZILY § Vive RAZILY !!!!!!!!
(Alerter)
Andriamatoa Manandafy Rakotonirina no tian’ny vahoaka Malagasy tompoko. Ny akoatran’izay mangina fa sady be resaka no te hahazo toerana fotsiny. Tsy ilaina zany Raymond Ranjeva, Zafy, Ratsirahonana, Olga Ramalason indrindra indrindra fa ireto manaraka ireto: Pierrot Rajaonarivelo, José Andrianoelison, Pascal Rakotomavo, Ange Andrianarisoa…TSY MILA MPANONGAM-PANJAKANA maimbomaibo foza.
(Alerter)
ry ranjeva ataoko fa niasa ho an ‘i Ra8, aza afangaro aminy ratsirahonana sy ny sisa
(Alerter)
La principale tâche de ce gouvernement est l’élaboration d’une nouvelle constitution et l’organisation des élections post-transition.
Le pr&sident de l’autorité de la transition aura donc à arbitrer les propositions et les solutions proposées par des entités adversaires, voire ennemis. Il faudrait à ce poste un juriste émérite, très expérimenté ayant une renomée internationae. Je verrai bien Raymond Ranjeva comme président et Manandafy Rakotonirina comme premier ministre.
(Alerter)
Moi je pense à Madame Olga Ramalason
(Alerter)
Et moi à Razily le grand oublié des légalistes !!
(Alerter)
pourquoi pas razily , olga ??
(Alerter)
pourquoi pas ?
(Alerter)
FETISON RAKOTO comme Président de la transition
(Alerter)
izay légalista afaka hanampy dia mety daholo aho aminny io constiuante io
mila teknisiana , sady mila mpolitika mpisaina , fa samy mahatanjaka saina..
Raha teknika fontsiny , ra politika « subjecti » fontsiny , dia sarotra atao hoe hanova laotra zavatra hampadrosoana ity tant ity.
(Alerter)
Fetison est il un personnage consensuel ? que ,et qui représente t il ?
(Alerter)
satané ! hihihihihii!!!
hevitra akoho iny no sady maha-omby
(Alerter)
ratsiraka hoa
(Alerter)
DIDIER RATSIRAKA IHANY RATSIRAKA HATRANY …KA TSY IZANY VA???
(Alerter)
laisse le à ses couche-culottes……..
(Alerter)
Hadinonareo tanteraka Velompanahy Aristide.
L’homme intègre, accepté par la CI, approuvé par les bailleurs de fond. C’est lui la clé d’entrée dans l’ordre constitutionnel. Les légalistes et les putchistes n’ont cessé de le consulter avant et pendant cette crise. Il n’a pas d’étiquette politique mais bénéficie d’un bon dossier auprès du peuple malgache ainsi que des bailleurs de fond de part ses compétences et expériences.
(Alerter)
Izaho koa mba mitovy hevitra aminao. I VELOMPANAHY Aristide no manana ny profil rehetra ilaina amin’io toerana io.
(Alerter)
Razily président !!
Razily président !!!
Razily président !!!!
A tous les foza qui le légitimaient alors ; pourquoi, ne vous faites pas entendre maintenant les gros nazes ??
PS : il vaudrait largement Madandafy (qui n’a aucune chance), non.. ??
(Alerter)
consensuel ve ?
(Alerter)
je propose Le PERE PEDRO
et c’est sérieux, c’est pas une plaisanterie
(Alerter)
Moi, Pere Stroika…
..Car le Père Pedro est trop respectable pour se fourvoyer dans la politique malgache
(Alerter)
tézévé : OUT ! OUT !
Tsy misy ilana azy fa manimba zavatra no hainy
(Alerter)
tgv !Non! tsy mila mpanongam-panjakana be fialonana. Dehors! maimbo loha .
Ndafy ihany ny anay na faly na tsy faly.
(Alerter)
ndafy iany no tsy lanin’ny FRANTAY!!!!
(Alerter)
Entièrement d’accord avec toi Rama;
(Alerter)
tenamba mampme isika eto rangahy ity a!gaigy zany;izay vao tena mahafinaritra ty tatar’ty;sambany @zay nifanalana azy teto zay no mba misy zavatra mampme fa miady foana no ataotsika eeto ;mahereza aby e
(Alerter)
Chataigner ihany e!
Amin’izay mampahatsiaro ny « loi cadre ».
taim’io va
(Alerter)
Jamais de la vie Andry Rajoelina : Dehors Rajoelina et ne vous inquiétez pas, il ne pourra pas se présenter aux présidentielles : les Malgaches ne veulent pas de ce petit con !
Moi je ne vois qu’en Manandafy l’homme le plus consensuel de cette liste, Et en dehors de la liste je ne connais pas d’autre à part Raharinaivo Andrianantoandro.
Manandafy est un expérimenté politique. Il a l’expérience des idées de la gauche ainsi que de la droite donc il peut rassembler toutes les idées politiques et rassembler le peuple car personne n’est oubliée : du paysan à la classe prolétarienne urbaine, des investisseurs aux démunis ( réduction du chomage par la création des entreprises, un des objectifs atteints avec Ravalomanana avec qui il a beaucoup travaillé ).
Et vu son âge, il ne se représentera pas aux élections présidentielles donc c’est tout à fait à lui que j’aimerais confier la présidence de la transition.
En tout cas Rajoelina dehors !
(Alerter)
misaotra amin’ilay « petit con » aloha e,
raha Ravalo aloha no nataonao izao dia efa tany Tsiafahy ianao no nipêtraka, ny déclaration-dRatsiraka tao amin’ny Viva aza tsy laitran’ny vavoniny ary niafara tamin’ny izy niala izao. amninona moa raha notazomina teo ihany izy io e, gaga mihitsy aho satria 24h talohan’io izy niteny fa miara-maty aminareo eto aho fa tsy hiala mihitsy! sady il faut être bon joueur et savoir encaisser les coups, Ratsiraka aza nahatanty ny nataon-dRavalo azy ka Ravalo ve tsy hatanty ny ataon’i Andry azy? i Andry koa tokony efa mihomana amin’izay hataon’ny sasany azy eo avy eo. tsotra hoy aho ny vaha olana: lalampanorenana mifanaraka amin’ny tombotsoam-pirenena fa tsy amboarina hifanaraka amin’ny tombotsoan’izay mitondra eo, sa ahoana?
(Alerter)
ka izay mihintsy manko! mila mivonona koa i Andry,nalain’ny Ravalo teo @ 13 may ny fahefana na ilaza ianareo nisy Fifidianana teo no nangalanareo fahefana ,tsy maintsy mipoka takotra hoy ianareo,nalain’ny Andry teo @ 13 May koa,dia mila mivonona koa ny manaraka fa ho eo ny angalan’olona hafa anio koa valiny fongika fongaka hono
(Alerter)
kilalao ve ry reto le fiainam-pirenena? Otran to passe bol fa tsy mety mamon but, izay tonga eo rehetra to disqualifié daholo, mandany harena sady mandany andro ny gasy fotsiny;
za aloha je m’en fou e! tsy misy idéal amin’ireo na iray aza, ny olona any nahavita indrindra tiako iverina eo de Ravalo ihany,
(Alerter)
Pdt Ravalomanana efa niteny fa tsy handray anjara @ fitantanana ny transition.
Fahendrena koa izany @zao situation izao. Fa arosoy ny hevitrao raha misy olona heverinao fa ahavita ny andraikitra ankinin’ny firenena aminy.
Misaotra
(Alerter)
je propose Chataigner
(Alerter)
ah oui, satané n’est pas une mauvaise idée…
(Alerter)
bonjour,
qu’est-ce qu’il devient chataigner depuis début aout ?
pour le sondage, j’ai proposé Zafy. pour le poste de 1° ministre je verrais bien Manandafy
jacques
(Alerter)
re-bonjour,
je n’avais pas vu le 2° référendum. ma réponse est OUI.
Chissano a montré qu’il ne s’en laissera pas conté. il n’hésitera pas, ayant l’appui de la CI, à remettre dans le droit chemin les cancres de la République.
jacques
(Alerter)
Je crois que la saison des châtaignes c’est en novembre
(Alerter)
In truth, immediately i didn’t understand the essence. But after re-reading all at once became clear.
(Alerter)
Parce qu’on aura des aides à profusion pour organiser des élections, quitte à les bien dépenser, pourquoi ne pas s’amuser un peu et aller voter pour le Président de la Transition… ce sera plus « démocratique », non?
ça nous aidera ainsi à comprendre ce qui va se passer pour les prochaines élections…
(Alerter)
’suis d’accord avec Alidera: que le Président de la Transition(je préfère Manandafy!) soit élu démocratiquement,mandat de 12 mois ou moins avec comme PRINCIPALE MISSION :faire naître la 4ème république,Rien d’autres!
On n’a pas peur que TGV se présente ou non à l’élection présidentielle de la « 4ème République ».On sait tous que ce n’est qu’un USURPATEUR,le Roi du PIRATAGE !
Le vrai peuple GASY va donner son verdict aux urnes!
(Alerter)
Le vrai peuple va voter Andry !!!!!!!!!!!!!!!!!!
(Alerter)
mwai, tsy efa hita ve fa mety tsara zao ny fitondrana nomena ny « vaôka » e! mandé tsara ny fianam-pirenena sy ny économie, milamina ny tanàna, mandroso ny fampianarana, mandé tsara ny asam-panjakana, … nalaina tamin-dRavalomanana ny fitondrana dé nomen’ny vaôka an’i Andry dé zao no atao oé entim-baôka fa teny ieràna … hahaha! t’en as encore des comme ça?
(Alerter)
Celui qui arrivera en tête de la transition sera forcément le président de la nouvelle transition
(Alerter)
Raymond Ranjeva
(Alerter)
avec la bénédiction de l’ICM, d’Odon Razanakolona et Ramananarivo…
(Alerter)
Alidera,
je sais que Raymond est « une grenouille de bénitier » , comme Odon bevatakorona…
Mais cela n’enlève rien au fait que c’est un JURISTE PARTICULIEREMENT BRILLANT , depuis son baccalauréat jusqu’à son agrégation , il a toujours été le meilleur intellectuellement , major en tout !
Son engagement spirituel ne regarde que sa personne ,
et ce serait une FAUTE DE NE PAS SAVOIR EXPLOITER LES MEILLEURS ELEMENTS DU PAYS .
c’est une RESSOURCE …………….s’il accepte , car il n’a jamais accepté de role politique ..
(Alerter)
aza dia maniratsira olon-dehibe ry reto a! ny nataoko iny aza nanenako ,asio fanajana foana ny Ray aman-dreny na inona ny tsy fitoviankevitra
HAJAO NY RAY AMANDRENINAO MBA HO LAVA VELONA IANAO na tsy ray aman-dreninareo iny dia mitovy taona @ ka hajao foana tsy adalako ny nifonako t@ Dadabe Manandafy na tsy dia mitovy fijery aminareo aho za tsy mbola nifona zany fa rehefa diso dia mahatsapa tena
(Alerter)
pour une assemblée constituante : Madagascar y gagnerait énormément
Question : se mouillerait il ???
Allons raymond : une action politique , pour la première fois
POUR LA BONNE CAUSE DE TON PAYS : MOUILLE TOI ENFIN !!!!!!!!!!!
(Alerter)
Manandafy ve? Bof. Satria ve « éternel 2ème », « le raymond poulidor de la politique malgache des 30 dernières années »..Un couronnement de carrière en tant que president de transition? Bof bof..
Moi je ne vois que TGV finalement..tout légaliste que je suis. Pourquoi? Parce qu’au moins, il ne pourra pas se présenter aux prochaines présidentielles..et toc!
(Alerter)
J’appuie
(Alerter)
J’appuie aussi, encore plus fort.
(Alerter)
Je plaisantais.
Je ne veux plus voir un brin de cheveu de ce con pourri jusqu’à la moëlle, nulle part dans ma vie, et même mes vies. Je zappe ce crétin TOTALEMENT du cadre qui fera demain.
(Alerter)
Pourquoi pas? ce sera un piège pour lui mais, n’empêche que finalement je dis juste qu’il doit être rayé définitivement de la politique…
autant je ne suis pas d’accord avec les lapidations de patrimoines de l’état pour des fins politiques par Ratsirahonana, autant je dis que ce n’est pas si grave que ça…
autant je ne suis pas d’accord avec Zafy dans ses errements tribalistes, autant je dis il n’aura pas nui longtemps au pays (quoiqu’il était un des soutiens direct du TGV..)
Mais, là, Rajouelle, ça ne passe pas… hypothéquer ainsi l’avenir d’un pays, ça ne se pardonne pas comme on ne pardonnera pas à Ratsiraka et consorts.
(Alerter)
TGV ne pourra pas se presenter comme candidat pour etre President de la Republique de Madagascar avant cinq ans, sauf s’il y revision ou changement de Constitution abaissant l’age minimum des candidats à 35ans.
Mais si sera le cas, ce serait une condition suffisante pour moi de voter NON à cette nouvelle constitution ou revisée!!
Et si revision ou changement il y aura, je ferai campagne pour que tout candidat ayant double nationalité sera disqualifié d’office !!!!!!!!
Vu ce qu’il a foutu avec notre pays, TGV ne meritera pas de diriger la vraie Transition!
(Alerter)
Pas de voleur pas de menteur un ou une qui sera la pour le peuple et non pour la satisfaction de s’en mettre plein les poches. C ‘ EST PAS GAGNER
En France ya Ségolène Royal c’est la reine de la Bravitude ,elle serait d’accord vu qu’elle a prit que des vestes chez elle.
(Alerter)
Désolé, mais le président de la transition pourra se présenter aux prochaines élections présidentielles.
Relis les accords de Maputo !!!
(Alerter)
Non car pour cela il faudrait changer la constitution Malgache
(Alerter)
Segolene Royal ?
la Becassine que certains appellent SEGONASSE ROYALE
(Alerter)
Avadiho am teny gasy le charte de Maputo refa tsy hainareo ny foto-kevitra voalaza ao e!
efa voalaza fa izay mandray anjara am fitantanana ny tetezamita dia tsy mahazo mirotsaka am elections presidentielle. POINT BARRE
Ny fotokevitra dia: transition inclusive et consensuelle ary tam maputo II dia samy nitovy hevitra ny mouvance 3 ankoatra ny mouvance Andry Rajoelina fa tokony ho olona manana ouverture moderé avy amin’ny mouvances tsirairay no tendrena.
(Alerter)