
Les légalistes se retrouvent quotidiennement dans l'enceinte du Magro, ankorondrano, Antananarivo
La décision de samedi aura certainement trait à la conduite à suivre pour la suite de la manifestation des légalistes. Une grande décision qui interviendra après les allocutions sévères du Président Ravalomanana et le retrait de ses représentants de la table de rencontre avec le groupe international de contact.
Les légalistes ont par ailleurs largement critiqué les communications de la HAT sur la rencontre entre Andry Rajoelina et le Président du Sénégal Abdoulaye Wade. La HAT a annoncé la reconnaissance par le Président sénégalais alors que ce n’est pas le cas ont critiqué les légalistes. Le communiqué du cabinet du Président Wade parle d’une participation de Président en tant que facilitateur et non juge, qu’il ne pouvait prendre parti dans le conflit.
Redaction









AIza lay grande décision ? Zany fôna no resaka eto ! grande décision a e! ho avy aho e ! miomana aho e ! nefa hatramin’izao tsy hita fa ny olona fotsiny no mangan’ny masoandro eo ! adalan’izay te hety ampandriana adrisa koa loha e!
(Alerter)
Pour moi, mon dégoût pour R8 est profond. Car s’il y un a président de la république capable de sortir mon pays de sa pauvreté endémique c’était lui. Il cumule tous les critères favorables et nécessaires d’un dirigeant dont tous les pays défavorisés de l’hémisphère sud ont réellement besoin. Avec lui, tous les espoirs d’un peuple désorienté ont été permis, la foule fut transcendée par son accession au pouvoir suprême, et plouff notre messie n’a pas résisté à la tentation du diable. C’est lui qui a avalé la pomme dans le jardin d’Adam. A part les routes c’est le despotisme, l’accumulation de tous les pouvoirs, l’opacité et le mélange de genre qui l’a caractérisé. Comment peut-il ainsi, dans cette mauvaise manière de gérer son pays, redonner à son peuple la dignité qu’il a perdue depuis belle lurette. J’espère que cette situation lui fait profondément réfléchir que Dieu ne reste pas inerte quand on exprime à tort et à travers les versets bibliques pour cacher nos mauvaises intentions. » Ce n’est pas ceux qui crient ABBA qui entrent dans mon royaume mais ceux qui font la volonté de mon Père ». » Tout ce que vous aviez fait à tous ces pauvres gens ( 90°/°) des Malgaches c’est à moi que vous l’avez fait ». Si je ne me trompe pas TGV n’a pas souhaité continuer ses études pour des raisons que j’ignore, tandis que R8 ne l’a pas fait tout simplement pour des causes matérielles, c’est ce que j’ai cru comprendre.
(Alerter)
Raha tena mazana ela ry TGV de ataovy haingana ny fifidianana , de milatsaka i DADA de milatsaha ko elà , zay ihany ,refa tsy sahy elà de zao de mialà so ny ain’là no manaraka eo ka ho lazaina indray fa i DADA no namono anlà nefa ireo manodidina anlà ireo iany no hanajedaka anlà,
(Alerter)
Tena zay le izy ka. Nga mo nedala sa milatsaka ho fidina eo. Boakely maivana anie iny. Fa leo ihany i Dada. Fa maninona mo le boakely iny raha atao @ fanaovana azy de milamina ny tanàna e.
Fa aty @ tanàna koa anie ry zareo matahotra maneho hevitra e. Tokony hanao pro masaka be hanalana ilay DJ fa tena tsy mamely ny koziny. Sa aleo miandry fifidianana de tsy maintsy lany Dada de amboarina ny momba azy. Mba ilazao pro ihany mo ry zala fa tena gravy anie ity kozy voretran’i HAT ity e. Ny ao Bira zao efa misy pro masaka be
(Alerter)
Fa nahoana moa izahay eto Bira no tapenan’ialahy isany vava ry Capstay sy Hatay .Tandremo fa efa manomana ny sarika am-pandriana izahay raha mbola tsy misy décision mivoaka ihany eo amin’ity semaina ity . Ka noho izany aza gaga raha misy miaramila ka tsy hita tampoka na voadaroka tampoka any anelankelantrano any fa tsy mahalala ny lohan’ny Bira angaha ela isany .
Ary ianao ry Le Paul dondrombelona : mampitandrina an’ialahy izahay mba aloavy daholo ireo volan’olona nosolokin’ialahy teto mba tsy hiatra any amin’ny vady aman-janak’ela ny hatezeranay. Mikabary miteny frantsay teny @ village d’enfant sos aza ela nitsoaka tadidio fa vô test moral izay fa ho avy amin’ela eo ny test Phisyque de mipetraha eo ihany.
Izay fa dia mampitandrina izahay Kôf eto amin’ny tanàna fa dia ho avy mangina izahay ary gidraka be
(Alerter)
Mila mandefa emission @ tele sattelite i Dada mba ahafahana mifandray.
(Alerter)
Manohana tanteraka ny ara-dalàna izahay nefa isika dia matahotra haneo hevitra ary matahotra manohana izany hevitra izany. Itantsika nandritra ireny fanonganam-panjakana ireny ny fahasahiandry zareo :
• Notarihana ny vahoaka hanimba fananan’Antananarivo sy ny Malagasy (RNM, NAZA, JUMBO, COURTS…)
• Notsofina rano ny vahoaka handroba sy handoro ny MBS sy ny MAGRO
• Nandefa ny vahoaka teny ambotrirohitra ho vonoin’ny « miaramila »
• Mamafy lainga etsy sy eroa @ filazana fa mandroso tsar any fitantanan’ny HAT
• Hita @ ankamaroan’ny fampahalalam-baovao (gazety, radio, télé) fa amboarina ny fanehoam-baovao rehetra mikasika ny HAT mba hampiozongozon-doha ny vahoaka
• Ampiasaina ireo miaramila atao fitaovana ara-politika nentina nandrodanana fanjakana sy entina hanoerana ankery ireo lazaina fa mpanohatra
• Sy ny sisa fantatsika tsara!
Raha tiana ny ahomby @ tolona dia mitaky fahasahiana sy fahafoizan-tena izany, inona no ataotsika amin’izany?
Milahatra eny antokotanin’ny magro ve?
TSY AMPY, hatramin’izao dia tsy mbola misy ny hetsika tena mahahomby.
Ka soso-kevitra ny anay ka atsipy sô lahy mba mila dinihana ihany:
Samy nihaina ny 2002 isika ka nahita ny atao hoe “arrêt du système administrative”, nahomby ve? Nisy ny perte fa nahomby ve?
Inona ary no azo atao?
Ohatra vitsivitsy:
• Tsy misy mividy gazety anatin’ny 1 andro…
• Tsy mandoha taxes ho an’ny orinasa manomboka @ madinika ka hatramin’ny lehibe
• Tsy aloha ny IRSA (IGR)…
Tsarovy fa ny hatsembohantsika anie ka ataon’ireo sakafo fotsiny ka ahafahany mijanona eo, sy hanakaramana ireo miaramila hiaro azy.
“MILA MAMPIASA LOHA KELY ISIKA FA HO LANY ANDRO FOTSINY EO”
Hisy hamafa eo koa ity lien topmada ity vao ho raharaha!
(Alerter)
Ilay tsy mividy gazety indray andro aloha dia ho vita. Izaho aloha dia na ny télé aza tsy tiako hojerena intsony depuis, na alefa ny image fa tsy asiana feo, na avadika chaîne hafa raha vao ny FATY no ao. RNM, Don Bosco, Antsiva, VIVA, tsy client intsony aho. Mahabe fo fotsiny dia aleo tsy jerena sy tsy henoina intsony
Ilay tsy handoa hetra : ho anay mpiasa raikitra, any amin’ny mpampiasa dia efa bory iny, dia ahoana ?
Tsy mandoa taxe : ny entana vidiana rehetra ve tsy efa misy taxe automatique daholo ?
Ary toa tsy dia à jour loatra intsony ity topmada e, fa maninona ?
(Alerter)
Za raha vao maheno ny mpanao gazety (tsy niova mihitsy ao amin’ny RNM) dia efa mamadika ny radio, na manajanona mihitsy. Nahoana ? Misy antony ao é ?
(Alerter)
Mirongatra be izao ny mpangalatra, ny mpanendaka volmena, ny mpangalatra vy h@ vavahady vy, ny mpangalatra fiara 4X4, ny finday. Ny fahaverezan’asa no antony. Rehefa nopotehina ny orinasa fivarotana be dia be, dia manala mpiasa ny patro. Mety ho azo angamba ny demokrasia, saingy very kosa ny fiainana. Izany no hita amin’izao fotoana izao.
Tsy mino akory aho hoe hisy sy hiainana eto ny demokrasia manomboka izao. Za, aleoko nanatsara ny teo aloha, toy izay nandrava tahaka izao.
Tokony hangatahana ny Union Européenne mba tsy hanome visa Scheingen mihitsy ho an’izay ao anaty fitondrana tetezamita izao. Toy izany koa i Etazonia, sy ny UA, Japon. Tahaka izany no ataony amin’i Zimbabwé. Ny fitotongan’ny vola no mari-pandrefesana ny fahombiazana eo amin’ny politika é! Firy taona isika nanao revolisiona teto izay ? Ny fahapotehena no betsaka hita. Inty indray koa mbola revolisiona.
(Alerter)
Action à la barbare! Finissons ensemble le président des jaloux Andry RAJOELINA.
Merci les GTT d’avoir commencer le feu vert!
« Aleo maty mitsangana toy izay velona mandohalika »
ACTION!
ACTION!!
ACTION!!!
(Alerter)
et ben ca s’arrange pas vite ds les colonies!!! en meme temps si la lèche -presse parisienne dit néni à ce sujet sensible (tous des pots à sarko et l’UMPS..)c’est ke la pacification n’est pas encore totalement finie…..
ah la france..paris…le moindre député ou sénateur est capable de faire passer son petit décret en loucedé à panam pour arranger ses petites affaires en province et pourtant ce meme pouvoir est meme plus fichu de mettre les malagaches au pas!!!!!
si meme les malgaches ne veulent plus se soumettre..ca sent le sapîn pôur ce pouvoir des jacobins coquins parisiens corromptu jusqu’à l’os depuis mitérand et son refus de démissionner après sa défaite de 86 aux lègislatives..depuis pas un pour rattraper l’autre..
va falloir cesser d’etre considérer autrement que comme de bons comptables…cuisiniers… ou infirmiers les Malgaches sinon vous en reprennez pour 2O ans à vous faire payer en monaie de singe par vos traitres (heuresement laches )franco-malagasy sans espoir de bénèficier de vos richesses naturelles….
(Alerter)
J’espère, pour la crédibilité du mouvement, que tous les « légalistes » ne sont pas aussi abrutis que toi !!
(Alerter)
Je me demande comment vous allez vous « multiplier »…parce que pour le moment vous ne représentez qu’une petite minorité de malgaches.
(Alerter)
niady ankanina? mahamenatra lehilahy lehibe efa fosty volo ireo?
tsy mahagaga e! fajakam-boalavao ange izao e!
(Alerter)
Tanana zatra miampatra sarotra miforitra! Efa fahazarana hatramin’izay ange io eh! fa tsy nisy sahy namoaka azy amin’ny haino aman-jery toy itony.
(Alerter)
Coté POSITIF da tous ces malheurs chers compatriotes LEGALISTES :
– Que ce qui se passe entre la France et TGV-ROINDEFO, nous apprenne a nous UNIR PLUS QUE JAMAIS !
-L’Union est la Force primordiale !
- Aimons nous SANS HYPOCRISIE,
-AIDONS NOUS, il vaut mieux mourrir que subir ce que nous proposent ce TGV-ROINDEFO.
ALORS : Aidons le retour de Marc RAVALOMANANA.
La France NE FERA JAMAIS MARCHE ARRIERE, maintenant qu’elle met tout sur table. Elle tuera tout ce qu’elle peut, car elle sait tres bien qu’elle s’est engagé, à reconquerir, sa colonie qui ne sait pas s’unir, et s’entretue dans les mesententes de nos tribus.
Encore une fois : FAITES DES AFFICHES ANTI FRANCAIS PARTOUT , où vous pourrez :
- Cela est la seule marque d’union entre malgaches !
- La france fait tout pour ne rien faire entendre de ce que qu’elle entreprend à Madagascar
- Ils sont solidaires, faisons en autant SVP : FAITES DES AFFICHES ANTI FRANCAIS …..PARTOUT !
(Alerter)
On a quelques affiches anti-crétins ; on va te rajouter en gros plan !!
Puis, tirer à des milliers d’exemplaires !!
(Alerter)
(Alerter)
Nahafinaritra tokoa ny fitantaranareo GTT ny nanaovanareo an’Atoa mpanongam-panjakana sy ny forongony. Tena toy ny nanatrika « en direct » mihitsy fa misaotra betsaka e ! Misaotra amin’ny fahatsiarovanareo fa Malagasy ianareo ka manana adidy tsy hanaiky ny tsy an-drariny sy ny fanitsakitsahana ny zon’olombelona atao amin’ny mpiray tanindrazana aminareo. Ny mpanankiana eny antenantenany eny moa dia tsapa fa ny fialonana no betsaka ka aza atao mahakivy fa tohero foana ny tsy rariny. Mijoroa amin’ny maha-Malagasy manana ny maha-ianareo anareo.
Fa rehefa tonga taty an-tanindrazana Atoa kely sy ny mpanohana azy, songadinina amin’izany Atoa Ratsirahonana mpahay ny fanodikodinana ny lalàna amin’izay mahametimety ny fiainan’ireo mpanongam-panjakana dia nanao fanambarana amin’ny feo malefaka (à qui l’on donnerait le Bon Dieu sans confession) fa nahazo ny reconnaissance tany amin’izay nalehany rehetra tany. Manga ny lanitra tamin’izay natao rehetra.
Ny tena mampalahelo dia tsy firy amin’ny Malagasy no afaka mba mahita itony internet itony fa dia vokisana lainga fotsiny amin’ny alalan’ny radio sy ny télé izay manompo ireto panongam-panjakana ireto. Noho izany dia mihevitra ny maro fa mpitondra fanjakana ara-dalàna izy ireo. Gaga ihany ny ankabetsahany mahita ny fisondrotry ny vidim-piainana kanefa akory atao ? Izay izany no zava-misy, mitohy ny fiainana na eo aza ny tsy fahandriam-pahalemana noho ny hafitsoky ny mpamaky trano izay manararaotra toy ny banga miomehy alina. Ny gaboraraka moa dia tsy hita intsony izay ilazana azy : miverina indray ny bidonvilles etsy sy eroa.
Fa izao : atao hoe mahafinaritra ve sa mampalahelo ? Efa samy miezaka mitady lalana hivoahana amin’ny fahantrana ireto voaroaka noho ny fikatonan’ny orinasa ka misy ireo lasa mpanera eny amin’ny taxi-brousse, na dia mba nanana ny naha-izy aza tao amin’ny orinasa niasany. Ny sasany dia mi-débidebira eny amin’ilay fomba malagasy, tsy mangalatra tsy akory fa miezaka e, lasa mitarika cyclo-pousse ny sasany eto Bira ! Fampandrosoana nentin’i Madame Mairesse-n’ny tanàna fony izy mbola tsy voatery nikarakara ny andefimandriny any am-pigadrana (Atoa Senateur). io fomba fitarihana posy io
Tsetsatsetsa tsy aritra ihany koa : ny dibera hohanina ankehitriny ho an’ireo mbola mana-katao dia dibera nampidirina avy any Maurice. Aleo izany produits importés toy izay VITA MALAGASY noho ity toe-tsaina ory hava-manana. Aoka hotsorina fa mille fois meilleur ny tsiron’ny dibera TIKO na hialona aza ireo tsy tia.
Ny fanantenana dia ny hiverenan’ny Filoha Marc RAVALOMANANA haingana dia haingana miaraka amin’ny mpampandry tany fa mijaly ny vahoaka. Izay tsy tia ny fampandrosoana nentin’ny Filoha RAVALOMANANA dia afaka maka angady dia manapotika ny lalana nataony dia miverina amin’ny lala-tany indray, dia miloloha sobika mitondra ny vokatra ho eny amin’ny stationnement-n’ny sarety, raha tsy efa lasan’ny dahalo ny omby satria ny kavin’omby ary ankehitriny asainy esorina koa. Nahoana angaha ?
TONGAVA SOA ATY AN-TANINDRAZANA IANAO ANDRIAMATOA FILOHA RAVALOMANANA !
(Alerter)
Tsy mba miady amin’ny jiolahy na dahalo ny tafika malagasy fa miady an-kanina .Tena maha menatra …………ohatry ny alika
(Alerter)
Pendant que Madagascar s’enfonce de plus en plus dans la crise et alors que les fondements même de la Démocratie sont foulés du pied …………………………………………………………. les Français résidents à Madagascar sont invités à élire leur représentant …………………………..
Dans tous les programmes de ces futurs représentants , pas un mot ( chutt , silence complet ) de ce qui se passe à Madagascar , pas un mot
Tout ce beau monde ne regarde que son nombril ( français ) ………….. Pas un mot de la Démocratie , ce mot n’existe plus , on ne connait pas , ça ne nous regarde pas …………. silence , on tue
Silence , sur tout !!!!!!!!!!!!!!! Il n’y a que ce qui concerne directement les français qui est abordé ( primes – avantages sociaux – école française – etc – etc -etc )
Le reste , Madagascar , les malgaches , les tueries , les arrestations , la délation , l’économie qui s’écroule ……….. tout ça ça nous regarde pas
Madagascar c’est notre pays , on y vit , on y travaille , on l’aime , on aime Madagascar , mais vous les malgaches , tuez vous entre vous ……………..
Nous les français résidents , on veut rien savoir , on ne voit rien , on est au courant de rien
C’est pas notre problème chutt c’est pas notre problème
Courage , fuyons , fermons les yeux !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
(Alerter)
tsy nanao fifamelàna ny miaramila fa niadi-ankanina (vary 1 vilia) tao@ bani c’est honteux !
(Alerter)
Afa-baraka! Zatra miady hena eny Iavoloha!
(Alerter)
Lasa any USA ihany ve ilay Foz lahyh iny ?
(Alerter)
» La mariée était en NOIR » comme SOBIKA en ce moment , comme à raconter des stupidités , comme si la situation économique pouvait s’améliorer d’ici le 26 juin ………….
Le 26 juin sera le défilé la stupidité malgache , toute mouvance confondue , la marche vers le néant , le trou noir de l’absurdité et de la honte , avec gendarmerie , armée mutinée , police corrompue en tête , sous le regard ambigu de la Haute Cour de de la Trahison , l’Archevêque ODON FAUXCUL et consorts , et toutes les vestes retournées , décorées de l’Ordre National de la Tromperie et de la Lacheté …………….
(Alerter)
misaotra anao Tatasoa nanao io tatitra io. Hita eto izao ny marina fa tsaho daholo ireny hoe voatifitra hono i cdt charles ka met halefa any la reunion.
hay ny mifanohitra amin izany no misy, fa tena mbola ao anatin ny heriny mihitsy ity ol malaza mafy be ity. Be ihany anefa ny ol no mihevitra fa tsy ho tratry ny aloka. Diso hevitra anefa izy ireny fa «ny marina tsy mba maty», ary Andriamanitra tsy matory na mikimpy. Tsy azo vazivazina Izy, fa hamaly amin ny fotoana izay kendreny« izay hafafin ny ol no hojinjainy»
Masina ny Tanindrazana
(Alerter)
bravo la fusee
mila miray hina tsara isika malagasy fa rah izao no mitohy de tsy mba loza roa na telo intsony no hanjo ity firentsika ity, tsy hay intsony izay ilazana azy.
Masina anefa ny tanindrazana ar tsy maintsy mandresy ny tolona
(Alerter)
Le putchiste et les crabes de Sainte-Rose
Foza = crabe en malgache. Quel rapport avec le putschiste autoproclamé président de Madagascar ? Parce que le régime de la Transition dirigé par Andry Rajoelina est surnommé Foza orana par les Malgaches.
Le même phénomène d’invasion de crabes, comme à Sainte-Rose dernièrement, s’est produit sur le bord de la rivière Ikopa en 2008. Les petites bébêtes, qui ont envahi les rizières de Tana, ressemblaient plus à des écrevisses d’eau douce qu’à des crabes. Quand bien même, les agriculteurs victimes de l’invasion de ces procambarus – son nom scientifique – après chaque grosse pluie les ont appelés foza orana.
Comme ceux de Sainte-Rose, les crabes la tay tananariviens sont impropres à la consommation. Ceux qui ont insisté pour les manger sont tombés malades.
Autre motif de l’attribution du surnom foza orana au régime Andry TGV, c’est son air de fausse écrevisse. Avec son allure filiforme, ses costumes brillants taillés sur mesure et son air d’adolescent un peu efféminé, DJ Andry paraît comme le héros d’une série B, un ange.
Que nenni ! Son vrai visage de petit dictateur en puissance s’est dévoilé quand il a détourné un avion de ligne pour se rendre à Dakar, prenant ainsi en otage les centaines de passagers d’un vol commercial en direction de Paris. Comme quoi, un avion d’Etat comme Force One n’est pas si inutile que ça !
Autre rapport avec les crabes : à Madagascar, Terre des croyances, certains ont considéré cette invasion de foza orana de l’année dernière, comme un signe de prédiction d’une catastrophe qui allait s’abattre sur le pays.
Malheureusement, ceux qui l’ont prophétisé ont vu juste : une Révolution orange – couleur des crabes bien cuits – s’est terminée par un coup d’état qui a porté au pouvoir le fils d’un colonel en retraite : Andry Rajoelina s’est emparé du pouvoir grâce à une poignée de militaires.
L’enfant gâté fête en ce vendredi 30 mai son 35e anniversaire. Happy birthday… Mister DJ ! En guise de cadeau, on vous offre un panier de crabes !
LE QUOTIDIEN DE LA REUNION(COURRIERS DES LECTEURS)
(Alerter)
###
(Alerter)
INTOX !!!!
(Alerter)
Grand succès de TGV oui! Reconnaissance partout dans le monde (Pourquoi le Président Wade était pas à l’aéroport pour accueiliir le Foza?) et tout va bien au pays!
En plus de l’exploit du pirate aérien, et la grève locale, Air Mad va encore plus redorer son image!!! ha ha ha!!!
Sur express ce jour:
Air Madagascar
Grève du personnel navigant
Des vols intérieurs de la compagnie Air Madagascar perturbés. Le personnel navigant commercial a observé une grève pendant le week-end.
Énervement et colère hier matin à l’aéroport d’Ivato. A 5 heures 30 du matin, un groupe d’étrangers arrivé par le vol en provenance de Paris, France, attendent désespérément devant le portail fermé du hall d’enregistrement des vols intérieurs. Deux agents de l’Aéroport de Madagascar (Adema) tentent de leur expliquer qu’il y a un mouvement de grève et que tous les enregistrements pour les vols intérieurs sont encore suspendus. Ils attendent des nouvelles consignes.
Une information qui a ensuite été confirmée par une voix féminine diffusée par les hauts-parleurs du grand bâtiment de l’aéroport. Les visages tirés par la fatigue, ces étrangers sont pour la plupart des touristes dont beaucoup d’Italiens, se rendant directement sur l’île de Nosy Be.
Coup dur
« Notre programme ne prévoit pas un séjour dans la capitale après les évènements politiques. Nous allons directement sur la fameuse île de Nosy Be », déclare un couple d’Italiens visiblement dépassé par les évènements. À cette heure matinale, Air Madagascar n’a rien prévu de spécial pour accueillir ces passagers qui viennent de faire dix heures de vol.
La grève du personnel navigant commercial d’Air Madagascar réclamant certains avantages, constitue un autre coup dur pour cette compagnie nationale et le tourisme, à l’heure où le pays tente de sauver une haute saison déjà sérieusement compromise.
Mais les touristes ne constituent qu’une partie des victimes de cette grève. Ainsi par exemple, une personne qui devait tenir une importante conférence dans la capitale aujourd’hui, est coincée à Antsiranana. « Toutes les parties devraient se montrer davantage responsables. Ce ne pas le genre de publicité dont le pays a besoin en ce moment difficile », soutient un opérateur.
Certains vols ont repris hier après-midi. Un communiqué du syndicat du personnel navigant précise que la situation reviendra à la normale à partir d’aujourd’hui.
(Alerter)
aoka isika mpomba an’i Tzv tsy hiteny ratsy
(Alerter)
Good afternoon! Escort Kiev information there. Time well spent men. I am pleased to welcome you to its website, prostitutes Kiev – Fish. You can visit my blog.
(Alerter)
tsy vitan’ny hoe bananière fa ny lohanandevo betsaka.
(Alerter)
mitatitra izay nolazain’io fotsiny aho
————————–
Miarahaba antsika rehetra!!
Izao izay manoratra dia niasa ka nanao service tao ny andro nanaovana an’io reconciliation io!!!
Raikitra izany ny sakafo: Buffet izy tao!! ka eo amin’ilay buffet dia misy miaramila Colonel tompon’andraikitra miandry eo!!!
Tonga avy any alou zany ry Cmd Charles dia niaraka tamin’ny 4 x 4 bé telo armée bé mintsy (nefa ra ny tokony o izy tsy nahazo mitondra basy)
tao anatiny tao dia nitsangana ilay Chauffeur nitondra an’i Cdt Charles ndé aka sakafo fa tena noana bé ono!!!
Tonga teo amin’ny Buffet dia tonga dia naka Vilia dia andé aka vary!!
Dia ouz lé Colonel: Inona no alain’la?
Dia ouz léry: Aka vary za dia noana bé!
Colonel: Fa iza ela dia inona no gradn’la?
Chaufer Charles: Soafera za ouz léery fa za noana bé fa aleo za aka vary fa aza manadala!
Colonel: Tsy afaka maka vary ela ra ha tsy mba manaja ny ambonin’la!!
Chaufeur: za ranga aka an!!
dia naka lery, iny azon’ny iny amin’zay ny vary sy ny loaka dia nakeo akaikin’ilay Colonel izy ary tonga dia natsipin’ny teny amin’ny tarehan’ny Colonel ny vary bé dia bé!!! feno ny tarehy an’ilay Colonel! ka tairtra ka saika ampiakan-tsandry!! nitangorona teo ka taitra i cdt Charles ka nitsangana dia nanantona niaraka amin’ny Gard corp vitsivitsy!!
Nanantona izy nanontany
Charles: fa inona no zava-nisy?
Chauffeur: za noana dia tsy avelanio Colonel io maka vary!
Vao andéha hiteny ilay Colonel tonga dia tamaina bé mahatsiravina ka tena saika torana ilay Colonel satria nianjera mafy mintsy!!
taitra ny miaramila BANI satria lé Colonel ao amin’ny BANI tonga dia nanantona daholo!
Vao nanantona izy ireo tonga da niainga avy any ny basy bé andry Charles sy Capsat maromaro! ka tonga dia nataony teo amin’ny fon’ilay Colonel!!
Nisy jénéraly tonga tsy fantako iny nanontany hoé fa misy inona kay?
Charles: io Colonel io miseo milay tsy manomé vary ny namanay ka dia nataoko nahita!
Tsy nisy sahy niteny ny Jénéraly na iray ary! fa nijery!! en plus napian’ny Charles nareo Jénéraly ireo tsiss ilavana anareo aniééé!!! dia nalainy daholo ny toaka bé dia bé dia nataony teo aminy!
Ny fanontaniana napetrako aloha dia hoe:
1- Tena sahy ilay Cdt Charles
2- Vendrana bé ireo miaramila afa satria mamela azy manao izay tiany
3- Réconciliation no natao nefa izany no zavamisy (en plus tsy nijanona teo fa nanao vava ny miaramila afa oé atao mamay io Charles io)
4- tena tsy ijanona eto ity raharaha ity hoa fa tena samy mitondra kibay abkelika ireto!!
sur daholo!!!
Ny marina tsy mba maty!!
(Alerter)
efa sarotra ny mino izay lazainareo,teo ianareo milaza fa voatifitra i Charles,zao indray zao sy izao
(Alerter)
Na marina na diso ange izany efa hitantsika ireny zava-bitan’ireo mpamadika tanindrazana ireo e ! Tsy tao ny tenako fa nisy manamboninahitra iray voaasa tao afaka manamarina izany. Anjaranao ny mieritreritra….
(Alerter)
mampalahelo mada fa tena lasa republique bananière
(Alerter)