La semaine a été marquée par la cérémonie de « réconciliation » lors des assises militaires à Ivato et le durcissement de ton des leaders des parties prenantes de la crise.
La HAT quant à elle s’est rendue à Dakar sur invitation du président sénégalais Abdoulaye Wade pour exposer leur version des évènements dans le cadre d’une médiation de la crise au pays.
Chez les légalistes, les annonces et révélations du président en exil Marc Ravalomanana ont été particulièrement fracassantes. A Antsirabe, où les manifestations sont également interdites, les légalistes ont été les victimes de répressions de forces de l’ordre.
Photos ci-dessous.
Redaction









MBA MENATRA RY HAT SY IZAY MPANOHANA AZY
Milaza azy ny mandala ny Democratie fa any amin’ ilay firesaka fotsiny ato anatin’ ity site ity dia efa tsy izy. Mba olom_ banona ve izany mampihorohoro ny havan’ ny legaliste any France izany.Izany no fahambanian_ tsainareo PRO TGV.Tsy mba mahay afa tsy ny fomba maloto sy ny hery famoretana. Tsy pacifiste velively fa aza miteniteny foana e !!
Tadidio fa na inona fomba ratsy ataonareo sarontsaronana amin’ ireo Haino amanjerim _ pirenena, ny vahoaka mahiratra mahita ny marina hatrany, tsy azo habadoina.
Tsy maintsy hisy farany izao satria ny marina tsy maintsy hijoro dia ny an’ i DADANAY R8
LAINGA, HERY FAMORETANA, FANDROBANA, sy ireo fomba maloton’ ireo TGViste tsy maintsy ho resin’ ny marina foana fa andraso ange e…..
OK ARY E . MAHEREZA DAHOLO RY LEGALISTE
(Alerter)
TSY PROBLEME NAY IZANY IANAREO GASY ATY FRANCE MANALABARAKA NY FIRENENA KA MANONMBOKA IZAO DIA HO TAFIHINAY TSIRAIRAY NY HAVANAREOA DAGO KA HO HITA EO NY ADINAREO NY FAMILLE NY AMBASSADEUR GSY AO PARIS NO HANOMBOHANA AZY
MANOBOKA IZAO KOA NY GASY AVY ANY PARIS TONGA ETO DAGO DIA HO FAIZINA NY FAMILLE MEMBRES NY DIASPORA ANY FRANCE IZAY ASEHO ETO NY LISTE REHEFA VOAMARINA DIA HATAO HAZA LAMBO IZAY IRAY ISIKA NO RERAKA SY HANDEVINA NY HAVANY EO
IANAREO MISEHO MILAY ANY FRANCE ANY F’ANGAHA HITANAREO NY FIJALIANA TATY NATAON’NY PRESIDENT RAVALOMANANA???
ARY NAHOANA NY MPOMBA NY DEBA TSY NANAO IZANY TAMIN’I RAVALO SY NY FORONGONY TAMIN’NY 2002 IANAREO NO TENA KELY SAINA SY MISEHO MILAY FA RAHA TENA SAHY TONGAVA MIANA ATY DAGO E!!RAHA TENA TIA TANINDRAZANA MANINONA NO MIFORITRA ANY FA TSY MODY HO JERENA
ARY MANOMBOKA IZAO DIA ANTSAHARO NY FOMBANAREO ANY FRANCE ANY SINON NY HAVANAREO ATY DAGO HO FAIZINAY ARY TSY HO TAFIDITRA ATY INTSONY IANAREO
IZAY MAHALALA IREO MISEHO MILAY ANY FRANCE ALEFASPO ETO NY ANARANY FA HO FAIZINAY KELY NY HAVANY AMIN’IZAY MANGINA
(Alerter)
Tsy mitongilana, ha! ha! ha! hi!!!!!!!
tena hita mihitsy oa le lohamboton’ny TGV toy izany re olona no lohan’ireo TGV sy ny mpomba azy rehetra ireo a! Manomboka à ANDRY, ROINDEFO …… ALAIN RAMAROSON TENA JIOLAHY e! Tsrovy va henatra hoan’ny Malagasy ianareo ary ny taranaka faramandimbinareo dia tadidio fa FAHAVALOMBAHOAKA sao dia mihevitra fa betsaka ny manaiky anareo? MANDEHANA MANIRAKA OLONA MANAO FANADIHADIANA ARY AZA ASIANA FANDRAHONANA TOY IZAO ATAONAREO IZAO DIA HO HITANAREO NY TENA MARINA
SADY MPANAO LOHAMBOTO NO MPANDAINGA NO MPANGALATRA NO MPAMONO OLONA, RAVALOMANANA FÖNA NO DRADRADRADRAINA FA MPAMONO OLONA, KANEFA DE IANAREO NO LOHANY,FANTARO FOTSINY NY TOETRAN’IZANY HOE LOHAMBOTO DE AZONAREO
(Alerter)
MBOLA SAHY MANELY TSAHO IHANY NY TGV EFA NODY MAINA FA TSY NAHAZO RECONNAISSANCE TANY SENEGALE SAIKA HITSIDIKA AN I MALI SY BURKINAFASO FA NOLAVINIRETO FARANY ATSIKIRANO NILAZA FA NAHAZO INVITATION TANY @ ROI DU MAROC NANDA MAFY NY ROI DU MAROC TSY NANOME INVITATION NY HAT , TONGA TAO FRANTSA TSY NAHAZO AKORY FANDRAISANA AMIN NY MAHA FILOHAM PIRENENA AZY . NIFANENJEHIN NY GASY TANY FRANTSA ARY NITSAOKA TOY IRONY MPANGALATRA SY MPANGARO PAOSY IRONY NY TGV
RAHA FEHEZINA DIA TSY NISY FIRENENA NANIKY NIFAMPIRAHARAHA T@ HAT AFA TSY NY SENEGALY IZAY NANAIKY NIRESAKA FA TSY NANAIKY KOSA NANAO RECONNAISSANCE
TONGA ETO MADA NY TGV SY NY HAT IZAO MBOLA SAHIN ANDRIAMATOA ANDRY RAJOELINA SY IREO FORONGONY IHANY NO MANAMAFY SY MANITRIKITRIKA FA NAHAZO RECONNAISSANCE T@ IREO FIRENENA IREO IZY. MAMPALAHELO SATRIA DIA FANAMBANIANA NY FAHAIZANTSIKA MALAGASY SY NY FANALIKANA NY MALAGASY NY FANDAINGANA TOY IZAO .
MANAINGA ANTSIKA MALAGASY IZAHAY MBA HANOHITRA HATRANY IO FITONDRANA MANAMBANY NY MALAGASY IO ARY HANOHY SY HAMPANDRE FOANA NY FIRENENA HAFA FA TSY MILA IO FITONDRANA HAT IO ISIKA ARY MANGATAKA NY HIVERENAN NY FILOHANTSIKA MARC RAVALOMANANA
MITOHY NY TOLONA RAVALOMANANA IHANY NO ANTSIKA MAGRO DAHOLO RAHAMPITSO
(Alerter)
ry raindevoly @ zany dia hoatran’ny avy nifoka moly.
(Alerter)
bonjour
au vu des photos des militaires, les visages ne refletent pas l’harmonie.
on dirait plutot des hommes (?) pris en otages.
jacques
(Alerter)
ALERTE A TOUS LES MALGACHES,N’ASSISTEZ PAS AU SPECTACLE DE MAHALEO LE 6 JUIN A LA CIGALE(PARIS),C’EST UN GROUPE TGViste A FOND.IL N’AVAIT PAS HONTE DE S’AFFICHER AVEC LES TGV!!! OUOUOUOU!!!!
CE SPECTACLE EST ORGANISE PAR LES TGV-EUROPE
MERCI DE TRANSMETTRE ET DIFFUSER CE MESSAGE A NOS AMIS MALGACHES
(Alerter)
jeneraly Charles Rabemananjara ô ô
(Alerter)
io jeneraly be loha io de tena mpamadika tokoa . Mafy ny fahalelovana ny toerany taloha sy ny fiarovany ilay zanany lahy be afera maizina . Hita eny ihany ny maha andevo alika azy , mainty hatramin’ny tsinay maintiny .
(Alerter)
Ny basy ao Tanà mody asiana raozy, any Bira apoaka mitodika am vahoaka…
Fa iza marina no mahazo tombontsoa amty raharaha ity ê!
Misy tena mahay manafina ny fikasany mihitsy…
Raha nampoiziko ry Jeneraly, efa ela no ho nampitandrina ny malagasy hafa namako aho… Ianao moa tsy voakotaba MIHITSY nandritra ity korontana ity…
Jeneraly IZA ary aho ô! Azo sary anaty reportage aho…
Hivoaka ihany ny marina atsy ho atsy…
(Alerter)
NA NY MIJERY NY ILAY TAVAN ILAY SOVALY IO ARY DIA EFA MARIKORIKOAHY RY TOPMADA AH
(Alerter)
Merci @ sary indrindra avy any Antsirabe ! Vive Top Mada sy ny photographes-ny !
(Alerter)
HAT, CAPSAT, ANDRY RAJOELINA, ROINDEFO = BANDE DE VOYOUS
MPAMONO VAHOAKA
MPANGALATRA FITONDRANA
MPANAO DIDY JADONA
TSY MANAM-PAHENDRENA
FENO DEVOLY
TSY MILA ANAREO IZAHAY VAHOAKA KA MIALA EO !
(Alerter)
Mitohy indray ny hazalambo sy ny fampihorohoroana ataon’ny capsat ny mponin’Antsirabe!! romotra sy manao tsipaky ny miala aina!! mivonona sy mahasahia ry Bira! atolotro manokana an’i Verohanitra koa ny fampaherezana! aoka ho mailo anefa fa ny aina tokana ihany!!
(Alerter)