RedactionVOVONANA IOMBONAN’NY FIRAISA-MONIM –
PIRENENA ETO MADAGASIKARA (VOIFIRAISANA)
PLATE-FORME NATIONALE
des Organisations de la Société Civile de Madagascar (PFNOSCM)
Immeuble des Pères Carmes – Tsiadana – Antananarivo – MADAGASCAR
Tél. 00 (261)33 11 407 13 – Email : eccpl@moov.mg
AOKA IZAY !
Tena mandalo fotoan-tsarotra tokoa ny Vahoaka malagasy ankehitriny raha ny fiainany andavanandro sy ny ho avin’ny firenena akaiky sy lavitra no jerena, na eo amin’ny lafiny ara-toe-karena sy ara-tsosialy, na eo amin’ny lafiny ara-politika sy ara-pifandraisana amin’ny any ivelany. Ary ny tena manampy trotraka an’izany dia ny tsy fisian’ny filaminana ateraky ny firongatry ny herisetra isan-karazany, ny fandrobana sy fandorana fananana sy fitaovam-pamokarana, ny fampihorohoroana sy ny fanitsakitsahana ny zon’olombelona hatramin’izao izay miafara hatrany amin’ny famoizana ain’ny mpiray tanindrazana, ny vono sy ny ratra ary ny fisamborana sy ny fampidirana am-ponja.
Eo anatrehan’izany, NY VOVONANA IOMBONAN’NY FIRAISAMONIM-PIRENENA – VOIFIRAISANA » na ny « PLATE-FORME NATIONALE DES ORGANISATIONS DE LA SOCIETE CIVILE DE MADAGASCAR »-PFNOSCM, araka ny Fanairana nataony tamin’ny 02 febroary 2009 sy ny Antso avo ho an’ny Vahoaka Malagasy tamin’ny Zoma 6 febroary momba ny Dina ho an’ny Filaminana sy ny Fandriampahalemana ary ho fanamafisana ny Fanamelohana sy ny Fanairana tamin’ny 9 febroary 2009 dia maneho etoana indray ny alahelony sy ny heviny manoloana izao fangirifiriana mianjady amin’ny firenena sy ny vahoaka malagasy izao
Voalohany : Ny andininy faha-3 ao amin’ny FANAMBARANA IRAISAM-PIRENENA MOMBA NY ZON’OLOMBELONA dia milaza fa : « Zon’ny olona tsirairay avy ny miaina, afaka ary miaina am-pilaminana » ;
Faharoa : Ny fototra ifaharan’ny Repoblika Malagasy dia ny fitandroana ny fandriampahelemena sy ny fifanohanana izay sady andraikitra no fiarovana ny firaisam-pirenenena, ny fanajana sy ny fampanjariana ny falalahana sy ny Zon’olombelona ary ny fampijoroana fanjakana tan-dalàna
Fahatelo : Ny SOATOAVINA MALAGASY VOARAKITRA ao amin’ny DINA iombonan’ireo Fikambanana mi-isa telo arivo mahery (3000) mivondrona ao anatin’ny VOIFIRAISANA dia mitaky:
- * Ny fanajàna ny HASIN’NY AINA sy ny HASIN’NY MAHA-OLONA
- * Ny fanajàna ny HASIN’NY TANY SY NY TANINDRAZANA
- * Ny fandalàna ny FIHAVANANA sy ny FILONGOA ary ny FIRAISAN-KINA
- * Ny fiarovana ny FIRAISAM-PIRENENA sy ny TOMBOTSOAN’NY BESINIMARO
- * ny fikatsahana ny FAHAMARINANA, ny RARINY sy ny HITSINY ary ny FITOVIANA
- * Ny Fandalàna ny FIFANAJÀNA SY FANETRE-TENA ARY NY FAHASAMIHAFÀNA
Koa noho ny fahitàna fa tsy misy voahaja ireo fitsipika sy fepetra fototra momba ny Zon’olombelona iraisana eran-tany sy ny soatoavina Malagasy ary ny maha repoblika ny Repoblika Malagasy ireo nandritra izao savorovoro politika eto amin’ny firenena izao dia :
- * maneho ny fiarahany miory amin’ireo fianakaviana rehetra namoy hava-malala ny VOIFIRAISANA, mankahery sy mirary fahasitranana ho an’ireo izay naratra.
- * Manameloka tanteraka ireo rehetra izay nampiasa herisetra ka niteraka ratra sy fahafatesana ary voina maro karazana toy ny fananana sy fitaovam-pamokarana very na may
- * Mampahatsiahy fa tokana ny Vahoaka malagasy ary tombotsoa sy hetaheta tokana no laharam-pamehany dia ny fialàny haingana aa anatin’izao fangirifiriana iainany ankehitriny izao, ny fiverenan’ny filaminana sy ny fandriam-pahalemana, ary ny fahafahan’izy ireo milaza hevitra sy mandray anjara feno eo amin’ny fiainam-pirenena eto Madagasikara (démocratie participative)
Araka izany dia manao antso avo amin’ny tompon’andraikitr sivily sy mpitandro filaminana (miaramila, zandary, polisy) eto amin’ny firenena, amin’ny antoko sy ny hery politika isa-tokony, amin’ireo Ray aman-dreny to teny eran’ny faritra 22, amin’ny vondrona sy ny fikambanana tsy miankina amin’ny fanjakana, ary amin’ny firaisamonim-pirenena sy ny olom-pirenena tsirairay avy fa:
- * AOKA IZAY NY HERISETRA SY NY FANOSIHOSENA NY ZON’OLOMBELONA!
- * AOKA IZAY NY FAMPIHOROHOROANA SY NY FANDROBAM-PANANANA
- * AOKA IZAY NY FIFAMPIHANTSIANA AM-BAVA SY AN-TSORATRA ARY NY FANOVANA NY ZAVA-MARINA AMIN’NY HAINO AMAN-JERY!
- * AOKA IZAY NY FANDRANITANA ADIM-POKO SY FIANDANIANA BONTOLO MANAKANA NY FIFANATONANA!
- * AOKA IZAY NY TSY FIJERENA AFATSY NY TOMBOTSOAN’NY TENA SY NY AN’NY MITOVY FIREHAN-KEVITRA!
- * AOKA IZAY NY FANAPOTEHANA NY FIRENENA MALAGASY!
Noho izany dia adidy masina sady maika mipetraka amin’ny tia tanindrazana rehetra, n’inon’inona tsy fitovizan-kevitra sy fomba fijery, ny fiaraha-midinika sy fifandresen-dahatra atao am-pilaminana (pacifique) hahitana izay vaha-olana ara-drariny (équitable) sy mahafa-po ny rehetra (consensuelle) ahafahana mampandatsa-paka ny demokrasia eto Madagasikara. Marihina fa ny VOIFIRAISANA manokana moa dia mpikatroka ao amin’ny CCOC (Collectif des Citoyens et des Organisations Citoyennes) izay mpanamora ny fitadiavana vaha-olana ifanarahan’ny rehetra amin’izao krizy izao.
Antananarivo faha-24 n’ny volana Aprily 2009
Amin’ny anaran’ny Komity Nasionalin’n’ny Soridalana sy ny Fanaraha-mason’ny Faritra 22 (CNOSS)
Ny filoha nasionaly : RANDRIAMAMPIONONA Lalao










GENDARME SY POLISY IHANY NO AZO HITOKISANA
Fantatrao ve!!!
Ny miaramila ao @ tafika dia 70 à 80% dia avy any Atsimo daholo.
Jereo fotsiny ry Noel sy Ndriarijaona.
Antony:Tsy manana asa na kamo hiasa ry zareo dia miditra miaramila avy eo manao rengagement.
1°)-Ao @ TAFIKA tsy misy asa atao afatsy misotro toaka, maka vaiavy nefa mandray vola isam-bolana.Na sarin’ady aza tsy misy intsony toy ny teo aloha, raha tsy tonga ny miaramila frantsay (FAZOI) avy ao la Reunion.
Tsy mba toy ny Gendarme sy Polisy misahana mandavan-taona ny fandriapahalemana ry zareo.
2°)-Tsy mahalala lalàna ireo fa ny kopi-soroka ihany.Tsy misy fampianarana lalàna ao @ tafika, ka tsy mahagaga raha izy ireo ihany no alefan’i andry,monja roindefo sy noel hanao ny adalana rehetra toy ny efa hitantsika.
Fehiny:
Tsy misy antenaina ao @ TAFIKA.Raha misy fiantsoana dia aleo miantehatra @ GENDARME sy POLICE izay afaka manara-dalana ary mahalala lalàna ary voafehin’ny lalàna.Olona mendrika ny ankamaroan’izy ireo (90%) fa tsy toy ny ao @ Tafika, ka hanaonao foana, fa manaja ny soatoavina maha malagasy.
Misy critère de selection ary concours henjana vao tafiditra ao @ GENDAREMERIE SY POLICE NATIONALE, fa tsy mandeha ho azy toy ny ao @ TAFIKA.
TOHANY NY GENDARME SY POLISY HANDRESENA IREO BIBY OLONA AO @ TAFIKA IREO;
(Alerter)
NRAK007 hatrizay dia nanohana ny TGVENDRANA noefa toa hita fa fitondrany GIGRO ny commanda SNS GIGRO mainty tokony mbola hiverina any anaty HAZO fa manalabaraka ny GASY .
FA MARIKORIKO NY MAHITA HANY RY GIDRO SY NY TARINY MIRAVAKA ILAY BASY AMINY ANARANY TAFIKA MALAGASY KA LAVINAY TANTERAKA FA IZAHAY TSY GIGRO TOY IRENY FA MANALABARAKA NY GASY dia tsy iza izany fa ny Colonel Charles Andrianatsoavina sy ny namany
Ka tsotra ny valiny mangataka FAMOTSORANA TSY MISY FEPETRA IREO VOHASAMBOTRA ao anatiny 24 ara.
FA REHEFA TSY IZANY DIA HANOME VOLA 10.000euros na 27.000.000 Ariary izay olona FAFAKA MISAMBOTRA NY VADY AMANJANAK’IREO GIGRO NAHAZOBAIKO IREO.
kA HITY homeko ity ny hadiresy Email : nrak007@hotmail.com
karehefa vita ny MISSION dia halefa par WESTERNE UNION ny
vola AMINY ITY SITE ITY
http://www.westernunion.fr/WUCOMWEB/staticMid.do?countryCode=FR&languageCode=fr&pagename=faqSecurity&method=load
(Alerter)
Mampalahelo ny toe-java misy amin’izao fotoana izao fa nosamborin’i Cdt Charles terroriste ny PM Manandafy RAKOTONORINA.Noho izany dia manainga antsika vahoaka Malagasy indrindra isika avy any FANDRINA sy Ny Faritra Amoron’i Mania rehetra, izay mahatsapa fa BETSILEO sy ireo rehetra mpiziva aminy, tsy hanaiky lembenana izao fanaovana tsinontsonona ny avy agny an-tanàna izao hiady ary tsy hiemotra na hamoizana ny aina aza. Raikitra amin’izay ny ady ka dia vonoy tsisy famindra-po izay olona rehetra avy any an-tanindrazan’ilay cdt tsy valahara igny. Izay rehetra mahala ny fiavian’iny dia iangaviana antanan-droa mba hilaza izany. Fantatra aloha fa tanindrana iny ary sisa tavelan’ireo andevo mongoloha eto amin’i Firenentsika. Noho izany dia tsy maintsy atao izay hamongorana azy sy ny vady aman-janany ary izany dia atomboka amin’ireo iray fiaviana aminy aloha.
(Alerter)
C’est RA8 et TGV qui sont au tribunal, et qui attendent la sentence. Le verdict tombe : ils prennent 20 de trou…Les boules…!
Comme ils se retrouvent dans la même cellule, une fois dans les murs, ils s’entendent pour se satisfaire mutuellement, sexuellement parlant. Et voilà le deal : chaque soir, ils tireront à pile ou face, et le perdant fera la femme Bon. Le premier soir arrive : La pièce est jetée, c’est RA8 qui gagne.TGV tombe donc son pantalon, se penche en avant, et attend. Comme il ne se passe rien, il se retourne et voit RA8 qui s’astique le sexe avec un liquide blanc, gélatineux… Bizarre ! Il demande des explications, et RA8 lui répond : ” C’est de la vaseline, c’est pour que t’aies moins mal au cul “
Bon, bref, il se fait emmancher sévère. Les 3 jours suivants, le même scénario se reproduit RA8 a vraiment du pot, et TGV commence à choper les boules. Enfin, le cinquième jour, c’est TGV qui gagne. La mort dans âme, RA8 dégrafe son fut’, se penche en avant et attend … Au bout de trente secondes, il se retourne et voit TGV qui s’enduit le sexe d’un liquide vert fluo.???????? Il lui demande ce que c’est et TGV lui répond : ” C’est du Vicks, c’est pour que t’aies pas mal à la gorge
(Alerter)
Manolotra fisaorana ny VOIFIRAISANA na CCOC (Collectif des Citoyens et des Organisations Citoyennes)
Ny tena olom-pirenena Malagasy dia sahy manambara ary miroso amin’ny tena hetsika madio sady mazava – Fitenin-drazantsika ny hoe asa fa tsy kabary, ary ilaina asiana bainga voavadika ho vavolombelon’ny asa vita.
Ny fifanomezan-tanana ka miara mirohatra no hery lehibe.
Asa vadi-drano ary tsy misy mihitsy ny ho tratry ny hafa fa ny tena havana sy ny tena no hatratara;.
Na Ambohijanahary aza no ahetry vita izany rehefa mifanakona.
(Alerter)
Misaotra anareo amin’izay tanjona tsara kendrenareo fa ity.Mba omeo mazava inona no tokony hatao hahatanteraka izany fa tsy hitako amin’ny fanambarana.
Ankapobeny ihany no nolazainareo fa ny ilaina dia zavatra mazava, azo tanterahina,
ohatra: Manoratra amin’ny fikambanana iraisam-pirenena hampanao fifidianana malaky. Fialan’ny olona rehetra na iza na iza eo amin’ny fitondrana ary fanendrena olona iray hampanao ny fifidianana ao anatin’ny 2 volana.sns…
Misaotra tompoko.
(Alerter)
Misaotra ny fikambanana VOIFIRAISANA amin’ny ezaka ataony ikarohana ny filaminana. Hita mazava fa tena mikatsaka izay hilaminana izy ireo ary inoana fa isika mianakavy dia mikatsaka izany avokoa. Aoka tsy ho adino anefa ny fipetraky ny olona amin’izao fotoana izao. Averina kely vetivety mba hazava:
- Nitarika olona teny an dalambe Andriamatoa RAJOELINA nanao fitakina mikasika ny demokrasia sy ny fahalalahana ary niova tanaty fotoana fohy ho fitakina ny fialàna’Andriamatoa RAVALOMANANA sy ny fitondràna tarihiny. Asa na noho ny fisian’ireo fandrobàna isan karazany izay niseho saika isan’andro nadritra ny fotoana nitaritan’Andriamatoa RAJOELINA ny olona teny andalambe, na mety ho tsy fanakasitrahana loatra ny fivadihan’ny fitakiana, na antony hafa tsy fantatra fa dia vitsy dia vitsy ny olona nanaraka io hetsika notarihin’Andriamatoa RAJOELINA io tao aorian’ny alatsinainy 26 janoary 2009. Tsy mijery mitongilana kosa angamba ny tena raha milaza ny havitsian’izy ireo teo an kianjan’ny 13 may izany. Anisan’ny nanatry maso ny havitsian’ireo olona ireo ny tena ny alahady 15 mars 2009 raha tsy diso ny fitadidiana nandritra ilay fotoam pivavahana nanaovan’ny olona teo am 13 may akanjo fotsy. Nampoizin’ny tena fa tsy raikitra aza tamin’nizay ilay fivavahana nahita ny havitsian’ireto olona fa tsy milaza abobo akory ny tena raha manambara fa raha nisy 1000 izy ireo dia tena efa be dia be.
- Rehafa nahazo fanohanana avy amin’ny tafika (izay tsy fantatra na firy marina ny isany hatreto na firy) Andriamatoa RAJOELINA dia nampiAsainy tokoa izany ka dia tsy mijery mitongilana ihany koa ny tena milaza hoe coup d’Etat no niseho teto. Notafihana ny lapan’Ambohitsorohitra ny 16 mars 2009 ary nosamborina sy nampihorhorona ireo miaramila izay neverina sy nahiana fa mety hanangana directoire militaire. Ankoatran’io dia niezaka ihany nampiasa ny HCC Andriamatoa RAJOELINA hanomezana endrika ara dalàna ny fiakarany eo amin’ny fitondràna saingy tsy hiverenan tsika eto intsony ny hevitra rehetra navoakan’ny mpahay lalàna momba an’io fa tsy misy lanjany eo anatrehan’ny lalàna mihitsy ny zavatra navoakan’ny HCC mikasika ny HAT.
- Ankehitriny dia tsy mahagaga raha misy ny tsy fanekena miseho mikasika ny HAT io. Tsy mijery mitongilana koa ny tena raha milaza sy manambara fa betsaka ny tsy fanajàna lalàna sy ny fanaovana tsinontsinona ny fepetra sy lalàna takian’izany atao hoe mitondra fanjakàna izany ataon’Andriamatoa RAJOELINA sy ny mpiara dia aminy ao anaty HAT. Ohatra fotsiny ny fampiasàna an’ilay olona manomboka efa fantatry ny maro hoe: Commandant Charles Andrianasoavina izay miaramila ao anaty tafika. Asa na fantatr’isika rehetra fa ny tafika izany anie ka tsy manana fahefana hanao arrestation sy enquête na garde à vue eto Madagasikara. Ny tompon’izany fahefana izany dia ry zareo polisy ao anatin’ilay hoe autorité de police judiciaire. Santionany ihany io amin’izay tsy fanasivan’ny HAT lanjany ny lalàna velona misy izay ankoatrany fisiana « maire » izay installer-na izany sy ny marobe hafa koa.
- Dia ny vahaolana aroson’ny VOIFIRAISANA raha ny fijery azy fa izy angamba no handiso na hanamarina ny fijerin’ny tena dia ny hoe vahaolana eken’ny daholobe na « consensus », izany hoe angamba ilay antsoina hoe « transtion concertée ». Isaorana ary lolohavina an tampon’ny loha ny fahendren DRamatoa mpitarika ny Plate Forme Société Civile izay tena azo tsapain tanana ny fitiavany tanindrazana kanefa mamela ahy ianao mba hamosaka ny fijeriko izany vahaolana atolotrao izany.
Voalohany: Raha ireo zavatra nitranga teo ambony ireo maninona tompoko no tokony hisy « Transition ». Ary inona moa izany hoe « transition »????? Tsy misy lalàna na soa toavina demokratika manambara izany « transition » izany fa zavatra efa tsy manara dalàna avy hatrany raha vao hoe « Transition ».
Faharoa: Izany anefa akory tsy manakana ny fisian’ny atao hoe solution négociée saingy amin’ny hevitro dia tsy ho marimpototra izany solution izany raha tsy misy aloha ny fiverenan’ny rafitra ara dalàna eto. Ahoana anefa no hiverenan’izany rafitra izany? Na mety ho ampangaina fa miaro ny tombotsoan’ny fitondràna Ravalomanana aza ny tenako dia tsy maninona fa amiko dia tsy misy afa tsy ny famerenana ny rafitra izay voafidy mbola vao roa taona mahery kely fotsiny izay. Ny antony: tsy mbola voaporofo mihitsy hoe tsy eken’ny vahoaka malagasy intsony izany rafitra nofidiany izany satria fifidianana tokana ihany no ahafahana mandrefy izany.
Fahatelo: Noho ireo antony ireo dia mila manana fahasahiana ny rehetra manambara fa tsy azo ekena ary tsy ho marimpototra na ovaiana na oviana ny fahefana ezahina olona nanongam panjakàna izany ho tazonina na inona ataony na inona ary porofo velona amin’izany ny zava miseho amin’izao. Tsy misy afa tsy ny hery izay nakana ilay fitondràna no mbola ezahina ampisaina hitazomana azy ka tsy mitongilana fijery ihany koa ny milaza fa dia tena « terrorisme » à l’état pur no ampiharina ka dia amin’ny saina tsy miangatra zavatra toy izany ve dia ho marin toerana?
Fahaefatra: Nahoana no ny rafitra izay voafidy no tokony ho marin toerana noho ny HAT? Satria araka ny voalaza dia io no voafidy vao tsy ela akory. Ny fitazomana ny fahefàna dia « mandat » avy amin’ny vahoaka. Izany hoe « procuration » na fanomezam pahefana.ARy izany fanomezam pahefana izany dia atao amin’ny alalan’ny fifidianana raha demokrasia no resahina. Ny fampiasàna ny fahefana dia mety hiteraka tsy fahafaliana hoana vondron’olona ka izay no ilàna hoe izay nahazo ilay « procuration » avy amon’ny vahoaka tam fifidianana no mampiasa azy mba haneken’ny besinimaro azy. Tsy misy mihitsy antony tsy tokony hiverenan’ny fijoroan’ny rafitra voafidy io rehefa voatsabo ny aretina namely zay dia ny coup d’Etat na coup de force mitovy ihany izany. Ao anatin’nizay fiverenan’io rafitra io izay kosa no tokony hanatanterahana ny fifampidnihina rehetra sy ny fifampiresahana raha misy ny ilàna izany.
noho izany (ho faranana sao lava loatra): tsy tokony hitazona fahefana ny olona izay tsy nomena « procuration » « mandat » tam alalan’ny fifidianana. Ny dikany: ravàna tanteraka ny HAT.
Ny fifampiraharahana rehetra atao amindry zareo HAT ka mety hahafahany mihazona na ny ampahan’ny fahefàna aza dia midika ho fanomezana rariny ny fanonganam panjakana izay nataony ka dia mety ho maro ny vondron’olom bitsy hanaraka ny ohatry ry zareo rehefa te haka fitondràna.
fifampidinihina azo atao fa ny atsahatra aloha ny fitazoman’ny olona nanongam panjakana ny fitondràna.
(Alerter)
zavatr’ ohatr’ tony le alefan ‘ny MPISOLELAKA de JAMBA isika LEGALISTE / VAHOAKA .
Ireo de Mpanaraka FOTSINY ary ho mpanaraka FONA !!!!!!!
Tsara le hevitra fa tsy ireo akory no olona » determinants » na ny fikambanany XY .
KA tokony ho mailo Foana ny vahoaka @ SAFIDINY , sy ny SAFIDIN ‘ NY OLOM -BOAFIDY !
Zay no andraikitra politika ny vahoaka . ARY TOKONY HITAIZANA ny TSIRAIRAY .
(Alerter)
Izay rehetra mba nanao fanamelohana izao zava-doza eto amin’ny firenena izao, dia mbola tsy nisy nasahy nanonona mihitsy hoe iza no tompon’andraikitra amin’ny famonoana olona, fangalarana, habibiana isa-karazany.
Ka raha tsy sahy ianareo nefa milaza fa vondron’olona 3.000 dia aoka holazainay mpiaro ny ara-dalàna fa ny HAT sy ny CAPSAT ary ireo miaramila tsy mahaaro ny vahoaka sy ny fananany no tompon’andraikitra amin’izao herisetra mahatsiravina izao.
Na izany aza misaotra ihany amin’ny fanehoan-kevitra.
(Alerter)
Mangina ianao ry Lalao Randriampionona. Mody miafina ao @ hoe société civile nefa fanonganam-panjakana no kotrohina. Tsy adala akory ny gasy hatoky anao. Naninona no tsy navoaka io fanambarana io t@ andron-dRa8. Manonofy ny hiveren-dRoland Randriampionona angaha ianao dia mody manao amboadia mitafy hodi-janakondry. Miseho ho mahay serasera ianareo ekipan-dRa8 nefa cancre raha ny tena marina . Politikan’ny seho ivelany no hainareo. Koa izao no tadidio ry Lalao, efa lany andro ny fihetsikareo fiarahamonim-pirenena milaza ho tsy manohana antoko Politika. Matoa ianao tsy mnola nahazo trophé to an’ilay mpiaro ny zon’olombelona eto Madagasikara dia poakaty. Heverinao angaha fa bado daholo ny gasy ? Tsy nanaja zon’olombelona Ra8 nefa inona no mba zavatra nolazainareo milaza ho société civile. Mangina ny vava ary akombony fa efa leo ny lainga sy ny fiandaniana ataon’ny société civile izahay. Plus jamais ça!
(Alerter)
Raha fikambanana lehibe ohatra io VOIFIRAISANA io tsy sahy handray ny andraikiny hilaza marina ny hoe iza eto amin’ny firenena no tena mamafy lainga, manapatra herisetra amin’ny vahoaka sy mampihorohoro , tsy manaja ny zo maha-olona ny olona, ….
Sa mbola tampina koa ny maso sy ny sofina.
RAISO NY ANDRAIKITRA RAHA TENA MAHATSIARO TENA MANA ADIDY AMIN’NY FIRENENA IANAREO. Fotoana fandraisana andraikitra izao fa efa halohalika ny ranombary. Maty hatao vonomoka ny vahoaka malagasy.
Tsy vitan’ny fanambarana tsy arahin’asa ny fanavotana ny firenena.
MILA OLONA MANDRAY ANDRAIKITRA I MADAGASIKARA ARY OLOM-BANONA FA TSY OLONA MIAFINA AO AMBADIKIN’NY MANJAVOZAVO.
Tsy tiako ampiainako ny taranako akory ny hoe lainga sy herisetra ary fampihorohoroana (basy sy tafondro) ange no nahatafapetraka fitondrana teto amin’ny firenena. LOZA! LOZA! LOZA! Aza ampianarina ratsy re ny ankizy ê!
MASINA NY TANINDRAZANA.
(Alerter)
Amiko ny sefafi dia mpiray tsikombakomba @ izao fitondrana nangalarina izao ka tsy mahagaga raha tsy miteny. Torak’izany koa ry Odon Rajakonolona sy ny tariny. Marina mihitsy ilay hoe tsy ho hisy fandriampahalemana eto raha tsy ireto hat sy ny forongony ireto no miala aloha. Ireo no fototr’izao korontana izao.
(Alerter)
Hono hoy aho, mba nankaiza ny Sefafi? Toa mangina sahala amin’i Mgr Odon koa.
(Alerter)
Mbola miandry ny fahatongavan »i Sylvain Urfer. Monseigneur mbola lasa any an-danitra ny confesse. Tena lavabe ny diany fa anjarany koa ny mi-confesse ho an »ireto KAPISATY maka vola amin’ny BC sy nitifitra olona ireto. Indrindra ny nahafaty an »‘i Haja teo Ambohijatovo. Mbola manotany koa hoe havoaka ve Razily sa tsia.
(Alerter)
SEFAFI – Madeleine Ramaholimiaso – elle rame – c’est une motrice dépendante du réseau TGV français pommée à Madagasikara
(Alerter)
Dingana voalohany izao ry Filoha Randriamampionona, fa ny vahoaka tsy « hionona » fotsiny amin’izao, fa lazao ampahibemaso ireo mpitondra sandoka ireo, fa izy ireo no nitondra ny korontana ; ary tsy hisy fandriampahalemana izany eo raha tsy miala izy ireo.
Entina hitazomana an’ity toerana nalaina an-keriny ity, no mahatonga an’izao vono olona isan’andro izao !
(Alerter)
tokony tany @ mois de Janvier 2009 tany dia efa tokony navoaka io zavatra io mba ho an’i Ra8. Raha namaky anio DADA mantsy dia mbola teo @ fitondrana … Tena ho azy mintsy ilay fanambarana
(Alerter)
Tena gaigy mihitsy nareo an! tsy mahagaga , i DADA zao tsy eo de hoa n’iza izany io fanambarana io, HOAN NY TGV SY NY FORONGONY ry GAIGY AN ! mazava ! mifikitra mafy @ le seza efa mitongilahila ny anareo de mamono oul , ze miteny rehetra de enjehina , izany ve ny demokrasia , ary le kianja nodradradradraina ho kianja’ny demokrasia azoan’ny oul rehetra maneho ny heviny naninona ny tsy azo nidirana intsony, le demokrasia mihitsy no tsy azo idirana , ka in tsy jadona anie izany e! fa anga moa tsy izany no nandehananareo teo @ 13 mai , de kay tsy tantinareo ny demokrasia de naverinareo ny jadona nilokalokanareo t@ foza fa tsy hisy intsony , ndray re ry fozako o! mifona aho fa DJ anie no niteny ireny e, efa hainareo ihany e! cd no hainy lalaovina !
(Alerter)
FA inona no nanaira anareo tao indray angaha tsy ianareo no nanohana n’i andry sa rehefa tsy voaray tany addis abeba i hasina dia matahotra ianareo satria tampina ny lalana e, tenenoaloha ny ekipanareoi ao @ tgv sy hat hametra-pialana satria halatra io fitondrana entiny io avy eo dia midinika isika rehetra ary miroso @ consensus hanarenana ny firenena. Nahoana no lazaina fotsiny hoe misy famonoana fa tsy lzaina am-pahibemaso ny mpamono sy izay mamporisika ary ny mpanan-tanteraka,sa rehefa olona tsy manana fitaovam-piadiana dia tsisy hasiny sy lanjany.
Ampisehoy fa manana hery ianareo dia ajanony ireo miaramila misetrasetra ireo satria efa aty aminay ny tetika amitana an’ireo
(Alerter)
Salut!
any am quincaillerie 2000 tam sabotsy no naka S indray ireo miaramila ireo mody asorina ny galona dia tao ny TGV zao dia mihevitra ny haka vola any am dynatec toamasina handoavana ny karama hono
bye
(Alerter)
demander aux taupes, y en a bcp sur le site
(Alerter)
he voila le problème de madagascar
avec des reponses de ce genre on n’avance pas
la démocratie n’est pas préte de faire partie du raisonnement malgache
amusant un pays qui est si epris de religion et qui soit aussi égoiste
finalement les religions sont avant tout belle et bien une forme d’egoisme
pourquoi tant de religion differente? c’est pas toi qui a raison c’est moi
tien sa me fait reflechir?
vaste sujet de philo les religions sont t’elle démocratique?
enfin bref
pour ceux qui comme moi attende une traduction faudra passer par google
(Alerter)
TRADUCTION, sorry
(Alerter)
On a déjà rencontré sur ce site, et je sais votre préférence à l’HAT (gouvernement des voyoux financés par la Fce), à ce que je vois, tu n’es qu’un pauvre type français qui ne cesse de nous traiter comme négre sans valeur, ni cervelle. Tu ne cesses de marteler le mouvement pour le retour constitutionnel, pour que notre choix (respectant la démocratie svp !!) soit respecté. J’aimerai que toutes les comentaires ici sont faites en malgache montrant que cette crise est la notre et c’est nous uniquement qui ont le droit de le résoudre à notre façon : mise en valeur de notre vertu Fihavanana.
(Alerter)
je ne suis pas d’accord avec toi Jack. Je suis franco-malgache, et j aime mon pays comme celui de l’homme que j’ai épousé. Tous les Français n’adhèrent pas à la politique extérieure française, loin de là, crois-moi, et la dénoncent autant que tu la dénonces. J’ai épousé un être humain, comme toi, et citoyen de la terre comme toi, et qui défend la démocratie et la légalité comme toi !!!!! Il lutte autant que toi POUR la démocratie et CONTRE la HAT et sa violence. Il dénonce ce coup d’état et réclame, à son petit niveau, le retour à la légalité. Il me soutient dans mon combat et dans le combat du peuple malagasy.
La plupart des français de France ou d’ailleurs ignore totalement l’implication de la France dans ce putsch.
Alors, OUI A LA TRADUCTION de tout texte afin que LE MONDE ENTIER SACHE ce qui se passe réellement !!!
(Alerter)
Bonjour,
Une bonne traction en Français serait la bienvenue…
MERCI
(Alerter)
Mba asaivo vakian’ i :
TGV, Organes, Odon ( mibebaha amin’izay rangaha a ! ), Alain Ramaroson ( lasa ministra izao ny anabavin’ ialahy fa inona kosa ny adrasan’ ialahy ? ) André, Noël ,Norbert Lala, Monja, Albert, Charles etsetra etsetra …..io fanambarana eo ambony io
(Alerter)
De même qu’en anglais, tant qu’à faire ! C’est tout aussi utile !
(Alerter)
Raharaha tokantranon’ny Malagasy izy ity ry damocles! Asa raha ilaina ny handikana azy amin’ny teny frantsay!
(Alerter)