Le Président Ravalomanana et Andry Rajoelina ont trouvé un accord afin de tenter de calmer les tensions après des semaines de manifestations violentes à Madagascar. Le Chef de l’Etat et l’ancien maire de la capitale se sont rencontrés samedi suite à une médiation du FFKM.
Une série de mesures a été acceptée par les deux parties pour mettre fin à l’agitation, y compris la fin des pillages, des manifestations, des campagnes de désinformation et des arrestations politiques. Elles déclarent que des pourparlers se feront en coulisse pour régler leurs différends.
Redaction









Fandravonana ny resaka fanehoank »vitra netin’i VELOHANITRA, DOUDOU,TATASOA,LITAKELY
Marina tsy misy ho tetenana avokoa ny zavatra nolazainareo 4 miandahy mianaka
Aoka tsy ho adino fa tsy moramora ny manarina ny fahatrana ara bola + ara tsaina izay niaina nandritra ny 30TAONA araka ny volazanareo
Aoka tsy ho adinontsika ihany koa ny crisy mondialy izay misy toy ny fiakaran’ny viditsolika , ny mondializasiona sy ny sisa … izay manavesatra ny ezaka aton’ity firenena kelintsika ity ( ao anaty tiers monde firenena faran’ny mahantra)
Ny hany teniko dia tsotra ihany : soa fa maro ny malagasy no misaina toa anareo ireo ary mahay mandinika ny zavamisy sy mandalina tsara ny fiaimpirenena Malagasy
(Alerter)
En réfléchissant sur le fond de cette crise, et non seulement sur la forme comme nous le faisons depuis le début, j’ai remarqué que lorsqu’un dirigeant veut ouvrir le Pays, il est, à chaque fois cassé dans son élan. Élan cassé vers 1972, élan cassé vers 1991, après la politique de réouverture opéré vers 1985/86, élan coupé en 2002 après le redémarrage d’après 1997, et l’arrivée de plusieurs investisseurs C’est également ainsi lorsque le pouvoir en place veut instaurer, ou ré instaurer la décentralisation que l’on a appelé tour à tour, Province autonome ou région ou Fédération.
A qui profite d’après vous le fait de casser cet élan? Autrement dit, à qui profite le crime?
Certainement pas aux Pays étrangers, qui voient de ce fait rentrer chez eux leurs compatriotes, chef d’entreprise et autres, qu’il va falloir réconforter, aider, etc…, ce qui demande un effort financier supplémentaire. Alors à qui profite le crime?
Tout simplement à des familles fortunées et égocentrique de la Capitale, la fameuse majorité silencieuse qui ne cesse de faire et de défaire dans les salons privés les régimes en place quand ces derniers ne sont pour convenir à leurs intérêts financiers et/ou relationel, et ce sans se soucier du petit peuple. C’est ainsi depuis la Royauté Malgache (lova tsy mifindra), et ce n’est pas demain que cela va changer. Si vous avez un moyen d’y remédié efficacement, le débat des propositions est ouvert, mais rester constructif. A vous lire.
(Alerter)
En réflechissant sur le fond de cette crise, et non seuleument sur la forme comme nous le faisons depuis le début, j’ai remarqué que lorsqu’un dirigeant veut ouvrir le Pays, il est, à chaque fois cassé dans son élan. Elan cassé vers 1972, élan cassé vers 1991, après la politique de réouverture opéré vers 1985/86, élan coupé en 2002 après le redémarrage d’après 1997, et l’arrivée de plusieurs investisseurs C’est également ainsi lorsque le pouvoir en place veut instaurer, ou ré instaurer la décentralisation que l’on a appelé tour à tour, Province autonome ou région ou Fédération.
A qui profite d’après vous le fait de casser cet élan? Autrement dit, à qui profite le crime?
Certainement pas aux Pays étrangers, qui voient de ce fait rentrer chez eux leurs compatriotes, chef d’entreprise et autres, qu’il va falloir réconforter, aider, etc…, ce qui demande un effort financier supplémentaire. Alors à qui profite le crime?
Tout simplement à des familles fortunées et égocentrique de la Capitale, la fameuse majorité silencieuse qui ne cesse de faire et de défaire dans les salons privés les régimes en place quand ces derniers ne sont pour convenir à leurs intérêts financiers et/ou relationel, et ce sans se soucier du petit peuple. C’est ainsi depuis la Royauté Malgache (lova tsy mifindra), et ce n’est pas demain que cela va changer. Si vous avez un moyen d’y remédié efficacement, le débat des propositions est ouvert, mais rester constructif. A vous lire.
(Alerter)
Taratasy misokatra ho an’Andriamatoa Filoha Ravalomanana
1. Izahay vahoaka dia eo aoriananao mandrakariva ary manohana anao ka mampahery anao ary aza kivy izany mihitsy ianao amin’ny fitondrana ny tany sy ny fanjakana fa ianao no efa nofidianay.
2. tsy nisy President nahavita izay vitanao tamin »ireo President malagasy rehetra teo ary isaorana anao izany. Raha ny fahantran’ny olona, crise mondiale eran-tany iny, na ny Etats-Unis tany manankarena aza be dia be ny mahantra sy ny tsy an’asa ao. Efa nanao ny ezaka ianao ary mankasitraka izay vita izahay Andriamatoa Filoha Ravalomanana.
3. Tsy hitako intsony izay anaovana fifanarahana amin’io TGV mpamono olona io. izy no nanararaotra ny fahantran’ny vahoaka ka mitady tombony amin’izany. Io TGV io no nampandoro trano sy namaky trano ary nampandoro olona ka tokony hogadraina any Tsiafahy any ho naman’ireo izay efa nanao izany. Io no nampijaly ny malagasy ohatran’izao ary vao maika mampiditra ny fiainan’ny malagasy any anaty honahona. io no nitady hanongam-panjakana ary araka ny lalana ny mpanongam-panjakana dia tokony hogadraina. Ka tsy tokony io TGV io mihitsy no hanome anao lalana amin’izay tokony atao.
Ka dia miandry izahay Andriamatoa Filoha.
(Alerter)
Manovokovoka daholo ireo rehetra tsy afaka nandeha teny @ 13 Mai satria « nahantona » na najanona pour de bon ary misy mihitsy ny maniry tandroka sy miteniteny foana ary ireny dia tena mihavaka mihitsy ato:JIOLAHIMBOTO MITENY RATSY SY MITENITENY FOANA= FAIKANY.
Ka izao koa ê,Ny radio Viva dia mbola miseho milay foana hatrin’ny omaly hariva raha nampiditra an’i Sareraka tao,ary mbola ni-voavoa koa i Lalatiana;Rolly Mercia,Soava Andrimarotafika sy i Fidèle iza moa,(Ismaêl sy Annick Raherimanana no tsy aiko fa tsy nihaino Antsiva aho aninkeo maraina ) teo ho eo @ 8h30 hatramin’ny midi teo,nihaino tsara mihitsy aho: miseho milay ary tena mihevitra ny tenAny ho iza na koa hoe MATAHOTRA FOTSINY IZAO NY HO VOASAMBOTRA ATSY HO ATSY NOHO NY TENA MAHA-TOMPON’ANDRAIKITRA AZY TAMIN’NY FANDREHETANA NY AFO TETO AMIN’NY FIRENENA MALAGASY KA NAHA-POTIKA AZY SY METY KOA HO VOALOHANY AMIN’NY HISIAN’NY ADY AN-TRANO ETO MADAGASIKARA RAHA SANATRIA KA MISY IZANY.
Tsarovy tsara ireo anarana ireo fa tsy ho azo hadinoina: des sadi ques tsotra izao fa tsy mitombina mihitsy ny qualification-ny hoe journalistes de inona moa ??? N’importe quoi!!!
Efa nifanaraka fa tsy tokony hisy hifampihantsy intsony kanefa mbola avy ihany ry leroiny hoe tsy maintsy izao tsy maintsy izao ary Andry Rajoelina mihitsy aza moa no nanaovany karazana fampitahorana raha tena nihaino sy nandinika tsara ianao: »ady no entinao eo ambony latabatra ka tandremo sao dia tsy ny hetahetam-bahoaka sy ny sisa no hanaovanao sonia ê,tandremo fa izao sy izao;tokony hanao tatitra foana koa ianao isan’andro isan’andro ê,maketsy mankeroa;Izany hoe tena manomboka mandrahona an’i Andry Rajoelina koa ireo mpanao gazety ireo. Ianao nihaino dia tena tokony hahatakatra fa azon’ny chantagen’ireo mpanao gazetiny ireo koa i Andry Rajoelina na dia te-hifampiraharaha aza.
Ireo koa na dia rohahany ao amin’ny radio Viva ao aza tsy hiala ao ireo satria efa nalentiny lalina ary afaka mandrahona azy sy manao chantage aminy foana satria hainao ny tohiny.
Sarisary hasehoko ihany izy ity: raha ohatra fotsiny moa ka tsipazan’izay te hanipy cocktail molo fotsiny ny Viva télé sy radio na ny tranony eny Ambatobe sanatria dia tsy ho vitan’izay te-hanao izany ve????????
Sarotra ny fandidiana re olona fa dia aleo mivavaka â!
(Alerter)
ny ahy ny fiheverako azy d zao :
izy roalahy ireo d zvtr ts fampiady mihintsy (devoly sy ts devoly) kanefa ny fampihaonana azy ambony latabatra ary ny fanerena azy ireo hanao concession dia filazana fa mitovy zany izy roalahy (sur le meme niveau), izaho anefa ts daccord @ zany mits : ny iray mpanimba zavatra ny iray manangana zavatra. izany dia ts tokony hampitoviana velively.
koa amiko dia ny fositra lehibe @zao tranga njavatra izao amiko dia ireo mpanelan elana.
aoana moa ra @ saina ts miaangatra, indrindra ra ny saina masina toy ny ffkm no hampitovy an ireo zvtr roa ireo. matoa ianao mampifanakaiky an izy roalahy ireo d mieritreritra izany enao f samy mitovy zany izay roalahy. kanefa dia mivandravandra fa misy dia misy tokoa ny hanarina misimisy kokoa nohon ny hafa. ka ra ny tokony ho izy dia tokony izay tokony hanarina alo no hanarina f ts ny ol mipetraka tsara ts manin ary ko no ampitovianao @ ze adala sy boto rehetra ary.
f ra tena te hitady ze mahasoa an i firenena ireo mpanelanelna ireo d tokony ho izay ts devoly no nampiana malaky d vita malaky le raharaha. f matoa io milona b otran io d ao ireo mpamelona afo, toy ny frantsay, d matahotra koa aho @ reto ffkm ireto. satria ra ny 2002 no resahina d tonga d naka position ry zareo ffkm, kanefa eto tô otran ny milalao afo zany fotsiny. matoa ireo ts maka position d samy ahitany tombony daolo zany na ny andaniny na ny ankilany.
ka ny tiako apetraka ny ahy d izao, i R8 dia tokony hanana ny hazondamosiny f ts hety ho rebireben n ireto fositra ireto ( frantsay, communauté inter, ffkm sns…) manana ny lalàna izy sy ny repoblika d tokony izay fotsn no hampihariny f ts eo ko izy d manaiky ho rebirebena eo.
(Alerter)
tous les dirigeants africains sont comme ravalomanana; des voleurs!!! n’oubliez pas tous ceux qui se sont enrichis depuis 1975; quand ravalomanana est arrivé au pouvoir nous étions pauvres déjà; je lui en veux personnellement parce qu’il est tout à fait capable de sortir les malgaches de la pauvreté mais il ne l’a pas fait; il a pensé à ses intérêts personnels; ratsiraka voulait mais je crois qu’il ne pouvait pas; il s’est enfoncé dans le socialisme trop longtemps; ravalomanana est parfaitement capable; il est trop égoïste; c’est pour ça que je lui en veux; beaucoup se sont enrichis du temps de ratsiraka, des richesses qui leur feront vivre durant leurs vies entières; pas des ministres mais des proches de ratsiraka; s’il vous plaît cherchons celui qui aimera tous les malgaches, qui nous réunira; je suis sûre qu’il existe; pour notre si beau pays
(Alerter)
Miala tsiny tompoko fa ny ankabeazan’ny mpiasampanjakana dia mandoa hetra satria tonga dia miala @ karamany. Tahaka izany koa ny ankabeazan’ny mpiasa @ Semi privé na privé satria tonga dia miala @ karamany fa i Ra8 anie ka nisy ilay 240milliards hetra tokony naloany t@ 2001 e!! Raha nanana fahaizana isika malagasy dia efa h@ izany no nanao ankety hoe ahoana marina io ary koa nanao fikarohana momba ny hoe ahoana marina ny firindran’ny fitantanambola ataon i filoha Ra8 Tiko/fanjakana ary tsy maintsy ho nahita zavatra tsy mety tao saingy tsy hananana ilay fahaizana sy fahafahana manao izany dia migalabona ry zalahy. Manankarena ny filoha ary tena manana saingy –nitovy t@ Ratsiraka ihany–rahefa mby teo @ fitondràna satria tahaka ny nisotro ranontsira ka vao niha nangetaheta dia azon’ny fakampanahy nampifangaro ny apaosiny sy ny vola fanatsaràna fiainambahoaka! Miorina eo ambony ranomason’ny vahoaka sy jalin’ny vahoaka efa hatry ela ny talohan’ny lundi noir ny HARENANY!
Aza manody ny valinkitsaka rahampitso ho azy fa misy ANDRIAMANITRA maheno ny tarainan’ny TANY!!
(Alerter)
Milely tena milely no anisan’ny ahazoana fahafinaretana eo @ fiainana kanefa dia mahasosopory fa fito taonapory nofitahin kindindrenin TIM sy forongony dia avy eo indray le milely voay meranTANA indray mamotika an Antananarivo sy Madagasikara hiarovana ny tombotsoamporin izy mianakavy kindindrenin ombiny!!!! Laniandropory ianareo pory mianakavy manao hoe Ra8 nahavita Ra8 manankarena , Andry mahasosopory snsnn pory….Tsy manohanapory an iza niza aho fa mba jereopory ry vodinalikan ombiny ireto ny fiainambahoaka!!!
Frantsaypory hoe
amerikanimpory e
daevopory e
sinoapory e
suedoipory e nsns… inopory raharahaiko izany ry vodinomby isany a!!! Magro pory e!! Tiko pory e Vivapory lelenina a!!! Fangaha raha tsy Ra8 na i Andry de tsy velona lelenina a!!!!!!
(Alerter)
Mifohaza a!
Mifohaza @ zay enao sô mbola matory, mety mbola jenjina be ngamba…
Arabo-Indiana-kanadiana-sinoa… no miasa ao Ambatovy tompoko, ary ny malagasy no maro an’isa.
Matoa nafarana ireo expats bdb re tompoko dia tsy ampy ny compétences locales, tena tsy ampy ary tsy manana expérience akory. Exemple: za mahallala opérateur de grue iray manana 700 heures, nefany vazaha itako opérateur koa 6800 heures no nataony. Ilay gasy mangalatra gasoil fôna sady miadam-piasa, fa ny anan-kirray malaky be sady tsy mangalatra !!!!!!!!!
(Alerter)
Ahitsio aho raha diso, fa oh’ny naheno aho, fa mety hovana ny lalam-panorenana, ka ho afaka hilatsaka fanintelony indray ny filohantsika ary mety hijanona eo mandrapialany aina hono izy io, raha ho lany izany fanovana ny lalam-panorenana izany. Izany kosa aloha dia tsy dia mety loatra, satria ny fitondrana dia hifandimbiasana ary tsy izy irery akory no manana hevitra tsara hampandrosoana ity tanindrazantsika ity. Ka ho anareo solom-bavambahoaka izay mety hiroso @ fifidianana izany hevitra izany. Mihevera tsara, fa tsy hiverina @ vanimpotoanan’ny faha mpanjaka akory isika.
(Alerter)
Tsara ny fahitana fifanarahana ialana @zao korotana izao. Tsy midika akory izany fa misy resy sy mandresy @izy roa reo. Ny tena resy @ zavatra mitranga hatramin’ny fiandohan’ny taona dia ny vahoaka, satria efa manomboka izao ny crises économique sy financière izay ahiana hivadika crise sociale indray. Sa misy mahazo tombony @lay fikorotanana?
(Alerter)
Faharoa, iza no mahalala firenena na de iray monja aza ka hoe nanao fanarenam-pirenena latsaky ny 20 taona. ny dikan’izany dia hoe ny propagande politique akory tsy ho tanteraka ao anaty mandat roa na 8 taona. Ara ny teoria ny fanovana rafitra iray dia tsy tanteraka raha tsy any @ 50 taona na 100 taona mihitsy aza. Izany koa aza dia mbola miankina @ zavatra maro. ny fanaovana grevy aloha dia tsy ao anatiny mihitsy. Manampy an’izany mba efa nandinika ve ianareo hoe iza amin’ireo bailleurs de fonds goavana ireo no mampindrambola ho zaraina amin’ny vahoaka? BM ve sa FMI sa BAD sa UE. Ny dikan’izany dia hoe ny firenena raha te hndroso dia tsy maintsy manao investissement. Ny dikany dia tsy hiantraika vetivety @ mponina ilay fanaovana investissement.
Farany . mba firy isanjato @tsika malagasy moa no mandoa hetra tompoko. Raha mandoa ianao dia tsara fa ianareo tsy mandoa ireo kosa mba ahoana. Ilay vola kely alohanao iny anefa no mitambatra ka mety ahavitana asa ampandrosoana haingana ny firenena
(Alerter)
Enfin la démocratie en vue. J’espère que RAVALO et son régime ont compris.
TGV est un héros malgré les dommages colatéraux (pillages…)
Il a été le seul opposant qui a réussi à tenier tête à ce régime autoritaire. Tous ceux qui ont tenté de dénoncer la dictature et l’oppression ont été emprisonnés et opprimés.
C’est un jeune qui a de l’avenir. Il a fait ses preuves. Il n’a pas besoin d’un BAC pour être un jour président. J’èspère que RAVO en a un
(Alerter)
VIVE LA RÉPUBLIQUE BANANIERE
(Alerter)
(Alerter)
Marina izany ry Bema, isika gasy rehefa mahita olona tafita dia maharary andoha. Raha te handroso anefa dia ny fanadihadiana ny nahatonga an’io olona io tafita no tokony hatao ary avy eo atao izay hioarana azy. Ny antsika indray dia atao izay haminganana.
Izay ilay hoe mila ovaina aloha ny fomba fisainana.
(Alerter)
Marina ny tenin’i Bema fa ny tokony hataon’ny fitondrana angamba dia hiezahana ny fampafantarana an’ny vahoaka izay zavatra rehetra hatao (projets etc…) hazavaina antsika daholo ny antony hanaovana an’izany sy ny tombotsoa azo avy aminy sy ny mety tsy hahampety azy ihany koa, dikan’izany dia samy mandray anjara avy ry rehetra na arakevitra izany na ny fanatotosana azy. ary tokony atao mibahana ao amin’ny radio sy télé izany mba ho masaka ao antsain’ny olona hoe « Ny fiasana no hahampanakarena sy hahazoanao 4l » fa tsy ny mi wawawa sy ny mitanin’andro ery amin’ny place 13 mai
(Alerter)
Andry TGV a fait changé les malgaches par le simple fait que tout les monde et surtout les jeunes s’intéressent maintenant à la politique, et même que moi je ne me suis jamais intéressé à la politique. Andry a sûrement fait changer la mentalité de Ravalo, et ça pour le bien de notre pays. En tout cas, il faut féliciter le TGV qui a su faire bouger Ravalo, Ravalo va rester au pouvoir mais sera plus à l’écoute de tout le monde, et c’est bien pour notre pays et pour tous les malgaches. Mais surtout ne pas mettre Andry au pouvoir, il est encore très immature, il lui faut apprendre beaucoup de choses, peut-être devrait – t-il encore passer son BAC ? Mais en tout cas, quelque part, il a fait du bien pour notre pays.
(Alerter)
Immature? peut être pas, mais menteur OUI.
(Alerter)
Sachez que tous les Présidents sont les mêmes, ils pensent tous à se remplir les poches. Mais réfléchissez bien, Ra8 s’est rempli les poches, mais en même temps, au moins, il a fait quelque chose pour notre Madagascar adoré. Prenez TGV maintenant, il veut aussi se remplir les poches… mais qu’a t ‘il fait pour Tananarive? Dîtes-moi un peu! Au contraire il a pris les bennes à ordures pour faire ses manifestations.. Imaginez-le alors Président de la République… De plus, quoi que l’on dise sur Ra8, ses détournements,… etc, il l’a fait pour TIKO et MAGRO, mais c’est pour qui TIKO et MAGRO?? c’est le peuple qui vient pour y acheter et ainsi s’y nourrir! Ra8 a donc fait tout ça pour le peuple mes amis!!! Magique hein!!!
(Alerter)
Euh … TGV a quand même augmenté considérablement la surface globale des plages publicitaires de la ville.
C’est magique aussi non???
(Alerter)
Quel est le comble pour le ministre de la sécurité intérieure? Il prend son poste par effraction…
. Non franchement, il s’auto-proclame Ministre de la sécurité publique et c’est lui qui montre comment défoncer une porte! Faut le faire Organès!!! Les voleurs devraient sûrement être contents!!
(Alerter)
Et en plus ce « Organès » est l’un des plus haut placé (ambony toerana ao @ fiangonana 67ha) à l’église luthérien de 67ha…. à votre d’ou viennent les mpiandry qui étaient avec lui:)?
(Alerter)
nendrasana ho faty ny olona
nendrasana ho rava fananana ny olona
nendrasana hitaitaindava ny olona
nendrasana hijaly ny olona
ZAY VAO HIHAONA RETO FAVORIS ROA LAHY
(Alerter)
Anatra ho an’i mpitondra ny zavatra toa izay nitranga teto tana izay
Nefa anatra ho antsika malagasy rehetra ihany koa satria tokony ho tsapatsika fa maro ny mpanao politika no hiafina ao ambadikitsika fona.
NA IZA NA IZA TONGA EO DE NY FIEZAHANTSIKA NO AHATAFITA ANTSIKA SY AHASAMBATRA ANTSIKA.
AOKA ZAY NY FIAFENANA AO AMBADIKY NY VAHOAKA
(Alerter)
MARK LE VOLEUR nga maty tany ko ny avan’ty no be vava otrizany ty
(Alerter)
Je propose un glissement sémantique.
Pourquoi ne pas bifurquer et changer du concept d’OPPOSANTS au pouvoir politique à celui de CONCURRENTS à servir le pays?.
TSY MPANPOHITRA POLITIKA FA MPIFANINANA AMIN’NY FANASOVAN-TANINDRAZANA?
J’appelle tout un chacun à développer le concept.
(Alerter)